Tsingerin' i Metôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny haikintana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tsingerin'i Metona''' na '''tsingerina metonika''' dia fe-potoana marikitra iraisan'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]] sy ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] amin'ny Tany. Izany dia fampifandraisana ny fari-potoana 235 tsingerim-bolana amin'ny 19 taona ka ity farany ity dia latsaka 27 minitra sy 33 segondra ka azo tsinontsinoavina. Noho izany dia mifanojo ny daty mitovy ao amin'ny taona sy ny endriky ny Volana (tsinana, sns) isaky ny 19 taona katroka. Nefa isaky ny 312,5 taona dia miangona io elanelana io ka mahatratra iray andro feno.
 
Izany dia fampifandraisana ny fari-potoana 235 tsingerim-bolana amin'ny 19 taona ka ity farany ity dia latsaka 27 minitra sy 33 segondra ka azo tsinontsinoavina. Noho izany dia mifanojo ny daty mitovy ao amin'ny taona sy ny endriky ny Volana (tsinana, sns) isaky ny 19 taona katroka. Nefa isaky ny 312,5 taona dia miangona io elanelana io ka mahatratra iray andro feno.
 
== Jereo koa ==