35 019
modifications
(Nanampy) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] izany.
Mihavao ny [[Zavaboary|voary]]. Mitsonika ny [[Oram-panala|orampanala]]. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny [[zavamaniry]]. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.
Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory [[ririnina]]. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.
Ao amin'ny [[tetiandro iraniana]] dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe ''Nuruz'' izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.
|
modifications