Hetsiky ny Fanamasinana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fihetsiketsehan'ny Fanamasinana''' na '''Fikambanan'ny Fanamasinana''' dia firehan'ny [[kristianisma evanjelika]] avy amin'ny [[protestantisma metodista]]. Miavaka io fihetsiketsehana io noho ny fanomezany lanja ny foto-papianarana ny amin'ny "fgahatongalafatra kristiana" izay nivoatra avy amin'ny fampianaran'i John Wesley, dia ny amin'ny finoana fa azo atao ny miaina malalaka nefa tsy mahatanteraka [[fahotana]] an-tsitrapo, inndrindraindrindra ny finioana fa izany dia azo tanterahirahina eo no ho eo amin'ny alalan'ny [[Fahasoavana (kristianisma)|fahasoavana]]. Tamin'ny taona 1894 no nisarahan'io fihetsiketsehana io tamin'ny [[metodisma]]. Ankehitriny dia miisa 12 000 000 ny mpino ao amin'io fihetsiketsehana io maneran-tany. Niteraka ny fandrosoan'ny [[Pentekotisma|pentekotista]] sy ny fanavaozana karismatika io fihetsiketsehana io teo amin'ny tantara.