Saoaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Saoaly''' dia [[Volana (fotoana)|volana]] fahafolo ao amin'ny [[tetiandro miozolmana]]. Ny fankalazana ny fetin'ny fahataperan'ny fifadian-kanina na [[Idy (silamo)|Idy]] (arabo: عيد الفطر / ''ʿīd al-fiṭr'') amin'ny andro voalohany amin'io volana io no manamarika azy. Manarakaraka ny volana [[Ramadany]] ny volana Saoaly. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia atao hoe شوّال / ''Shawwal'' ny anaran'io volana io. Ny volana [[Ramadany]] no eo alohany fa ny volana [[Doalkida|Doalkidà]] kosa no manaraka azy.
 
== Jereo koa ==