Saoaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Volana silamo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Saoaly''' dia [[Volana (fotoana)|volana]] fahafolo ao amin'ny [[tetiandro miozolmana]]. Ny fankalazana ny fetin'ny fahataperan'ny fifadian-kanina na [[Idy (silamo)|Idy]] (arabo: عيد الفطر / ''ʿīd al-fiṭr'') amin'ny andro voalohany amin'io volana io no manamarika azy. Manarakaraka ny volana [[Ramadany]] ny volana Saoaly. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia atao hoe شوّال / ''Shawwal'' ny anaran'io volana io.
 
== Jereo koa ==
 
* Volana ao amin'ny tetiandro mkozolmana: [[Moharamo]] (arabo: مُحَرَّم / ''Muḥarram''), [[SafarA|Safary]] (صفر / ''Safar''), [[Rabialaoaly]] (ربيع الأوّل / ''Rabi' al Awal''), [[Rabiatany]] (ربيع الثاني / ''Rabi' ath-Thani''), [[Jomadaalaoaly]] (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / ''Jumada al Awwal''), [[Jomadaatania]] (جمادى الثاني / ''Jumada ath-Thania''), [[Rajabo]] (رجب / ''Rajab''), [[Sabàny]] (شعبان / ''Sha'bane''), [[Ramadany]] (رمضان / ''Ramadan''), [[Saoaly]] (شوّال / ''Shawwal''), [[Doalkida|Doalkidà]] (ذو القعدة / ''Dhu al Qidah''), [[Doalhija]] (ذو الحجة / ''Dhu al-Hijja'').