Tetiandro manara-bolana sy masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
Ireto avy ireo tetiandro manara-bolana sy masoandro fantatra indrindra: ny [[tetiandro hebreo]], ny [[tetiandro samaritana]], ny [[tetiandro sinoa]], ny [[tetiandro tibetàna]] ary ny [[tetiandro hindoa]]. Ny tetiandro manara-bolana sy masoandro ny an'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] sy ny [[Sina|Sinoa]] dia ampiasaina hamaritana ny andro hanaovana firavoravoam-pivavahana na ara-pomban-drazana.
 
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]], izay tsapa amin'ny alalan'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]] sy ny toeran'ny antokon-kintana eny amin'ny lanitra, dia anatsofohxana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "[[Tsingerin'i Metona]]").
 
== Jereo koa: ==
27 953

modifications