Fehezanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-5:
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny [[fifehezanteny]] (isan'izany ny fandaharana ny teny, ny fampiasana [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] sy [[mpampiankin-teny]] na [[mpampiankina fehezankevitra]]) ka matetika ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'ilay fehezanteny).
 
Ireo [[sokajin-teny]] voatanisa farany ireo, izay misahana [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andian-teny (atao hoe [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]]), dia tsy afaka mandeha mitokana mba raha tiana holasa fehezanteny.
 
== Jereo koa: ==