Fehezanteny: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Rohy sns Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-2:
Ny fehezanteny ahitana teny roa na mihoatra no tena mateti-piseho, nefa raha teny iray no mamorona ny fehezanteny dia matetika isan'ny sokajin-teny afaka mahaleo tena, toy ny [[anarana]] sy ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] ary ny [[tenim-piontanana]], io teny io. Mety ho [[tambinteny]] koa izany.
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny [[fifehezanteny]] (isan'izany ny fandaharana ny teny, ny fampiasana [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] sy [[mpampiankin-teny]] na [[mpampiankina fehezankevitra]]) ka matetika ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'ilay fehezanteny).
Ireo [[sokajin-teny]] voatanisa farany ireo, izay misahana [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andian-teny (atao hoe [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]]), dia tsy afaka mandeha mitokana mba
== Jereo koa: ==
|