Sokajin-teny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-35:
 
=== Ny zanateny ===
Ny [[zanateny]] dia teny tsy azo sarahina amin'ny namany ka tsy afaka mahaleo tena sady atao hilazana ny anjara asan'ny teny hafa na natao hampifandraisana teny roa hafa ao anaty tarika na fehezankevitra na fehezanteny. Sokajin-teny maromaro no sikajinasokajina ho zanateny, dia ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]], ny [[mpampiankina]], ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]], ny [[mpanoritra]], sns. Miovaova arakaraka ny fiteny sy ny hevitry ny [[mpahay teny]] ny lisitry ny sokajin-tenin'ny zanateny.
 
Miavaka ny zanateny noho izy ireo voafetra isa, sarotra miforona, miasa matetika kokoa ary manana hevitra tsy mazava tsara ny ankamaroany, tsy azo soloana amin'ny mpisolo, matetika izy ireo teny fohy, tokana anjara asa ary mifangaro amin'ny teny iatsoaona ny anjara asany idraindray ny anarany.
Andalana faha-46:
<u>Ohatra</u>:
 
Mpanoritra amin'ny tenyfiteny malagasy: ''ny'', ''ilay'', i, ''raRa''-.
 
Mpanoritra amin'ny tenyfiteny frantsay: ''le'', ''la'', ''les'', ''un'', ''une'', ''des''.
 
Mpanoritra amin'ny tenyfiteny anglisy: ''the'', a, ''an''.
 
==== Ny zanateny mpamaritra ====
Andalana faha-57:
<u>Ohatra</u>:
 
Mpamaritra amin'ny tenyfiteny frantsay: ''mon'', ''cet'', ''quel'', ''deux''.
 
Mpamaritra amin'ny tenyfiteny anglistcy: ''my'', ''this'', ''what'', ''two'', ''which''.
 
==== Ny mpisolo ====
Andalana faha-66:
<u>Ohatra</u>:
 
Mpisolo amin'ny tenyfiteny malagasy: ''izaho, aho, iza, izy, ahy, io, izay''.
 
Mpisolo amin'ny tenyfiteny frantsay: ''je, me, moi, mien, ceci, dont, nous, vous, on''.
 
Mpisolo amin'ny tenyfiteny anglisy: ''we, us, yours, you, this, who''.
 
==== Ny mpampitohy ====
Ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] dia teny mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na ny fehezankevitra na ny fehezanteny iray. Misy karazany roa ny mpampitohy, dia ny [[Mpampitohy teny|mpampitohy teny]] sy ny [[Mpampiankina fehezankevitra|mpampitohy fehezankevitra]]. Ny mpampitohy teny dia teny enti-mampitohy teny na andian-teny roa na maromaro mitovy [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] (sady matetika mitovy sokajy) ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Ny mpampitohy fehezankevitra sasany, izay teny tsy natao hampitohy afa-tsy fehezankevitra, sady milaza ny fifampiakinana misy eo amin'ireo fehezankevitra ireo, dia atao hoe [[Mpampiankina fehezankevitra|mpampiankina fehezankevitra]].
 
<u>Ohatra</u>:
 
Mpampitohy amin'ny tenyfiteny malagasy: ''sy, ary, nefa, na, sa, satria''.
 
Mpampitohy amin'ny tenyfiteny frantsay: ''et, ou, mais, or, car, ni, parce que, lorsque''.
 
Mpampitohy amin'ny tenyfiteny frantsayanglisy: ''and, or, but, because, while''.
 
==== Ny mpampiakina ====
Andalana faha-88:
<u>Ohatra</u>:
 
Mpampiankina amin'ny tenyfiteny malagasy: ''amy, amina, ana''.
 
Mpampiankina amin'ny tenyfiteny frantsay: ''de, avec, pour, contre, vers, hors, par''.
 
==== Ny kianteny ====
Andalana faha-97:
<u>Ohatra</u>:
 
Kianteny amin'ny tenyfiteny malagasy: ''dia, ka, no''.
 
=== Olan'ny fanasokajiana ho reniteny na zanateny ===