Fiteny sindy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny sindý''' dia fiteny ao Sindy, ao Azia Atsimo, izay lasa faritanin'i [[Pakistàna]]. [[Fiteny indo-ariana]] isan'ireo [[Fiteny indô-eoropeanina|fiteny indo-eoropeana]] ny fiteny sindý izay ampiasain'ny Pakstaney miisa 17 000 000 any hioho any ary Indiana mpiisamiisa 2 800 000 any ho any koa. Fiteny ofisialin'i Pakistàna sy [[India]] ny fiteny sindý. Azo soratana amin'ny [[tarehin-tsoratra arabo]] (avy amin'ny [[abidy arabo]]) na amin'ny [[devanagry]] ny fiteny sindý'''.''' Soratana hoe سنڌي (arabo) na सिन्धी (devanagry) izay samy vakina hoe ''sindhī'' izy amin'io fiteny io.