Fiteny hindỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Nigos (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 973845 nataon'i Urdu Wikipedian (resaho)
Marika: Annulation
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-18:
|notice=Indic}}
 
Ny '''fiteny hindi''' (amin'ny fiteny hindi : hindī / हिन्दी) dia tenim-pirenen'i [[India]]. Ny isan'ny olona miteny ny fiteny hindi dia misy 480 tapitrisa eo ho eo, 360 tapitrisa amin'ireo no manana ny fiteny hindia tenin-dreny. Amin'ny lafiny ofisialy, nampiasaina ho ''lingua franca'' any India ny fiteny hindi, kanefa 40 isan-jaton'ny olona fotsiny no mampiasa io fiteny io any India. Any avaratr'i India no misy ny ankabeazan'ny mpiteny hindi. Fiteny voasokajy amin'ny ratsana arianin'ny fiteny Indoindo-eorôpeanina io fiteny io, fiteny voasintonanipoitra avy amin'ny [[fiteny sanskrity]] sy prakrity, soratana amin'ny alalan'ny [[abogida]] devanagari.
 
Ny [[fiteny urdu]] dia mitovy be amin'ny fiteny hindi fa soratana amin'ny [[abidy arabo]], amin'ny fiova persana. Be teny avy amin'ny fiteny pesana sy avy amin'ny fiteny arabo ny fiteny urdu. Mifanakaiky be ny ava-peon'ireo fiteny ireo ary, talohan'ny fisarahan'i India sy nyi Pakistana tamin'ny 1947, fiteny iray ihany ireo, ary [[Hindustani]] ny anaran'ilay fiteny.
 
== Jereo koa ==