Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-38:
}}
 
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n' [[Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isam-piteny any Irana), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana]], any Bahrein ary any [[Ozbekistana]] (foko tajik). Manana satana teny ofisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny isa tontalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny gropin'ny fiteny indo-eoropeana ao amin'ny ratsana indo-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafin'ny volana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistana (sy any Ozbekistana, miteny persapersana), soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].
 
'''farsiFarsi''' (فارسی) ny anarany any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo) ; parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny) ; tajiky (fiteny any Azia AnivoAfovoany), na dari (any Afganistana).
 
== Jereo koa ==