Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
Ny Kristiana voalohany dia azo faritana ho ireo mpianatr'i Jesosy izay nankalaza azy ho ilay Tompo nitsangan-ko velona, taorian'ny fanomboana amin'ny hazo fijaliana.
 
Izao ny hevitr'i Raymond E. Brown: "ny lahatsoratra ao amin'ny [[Baiboly]] dia maneho fa [i Petera sy i Paoly] dia nitory an'i Jesosy izay nitsagana tamin'ny maty nefa ny nofony tsy lo tao am-pasana. Tsy misy ao amin'ny [[Testamenta VovaoVaovao]] manontolo na dia tendron-tsoratra iray manambara ny fisian'ny Kristiana nihevitra fa mbola ao am-pasana ny vatan'i Jesosy ka lo. Izany no iheverako fa manantitra mazava tsara ny fitsanganan-ko velona ara-batana ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly"<ref><small>Raymond E. Brown, ''101 questions sur la Bible et leurs réponses'', Lexio/Cerf, 1993 (<nowiki>ISBN 978-2-204-11305-2</nowiki>), p.110.</small></ref>.
 
==== Araka ireo Epistolan'i Paoly ====
Andalana faha-20:
"3 ''Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina'', 4 ''dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina''; 5 ''ary niseho tamin'i Kefasy Izy, dia vao tamin'ny roa ambin'ny folo lahy koa''. 6 ''Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan'ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry''. 7 ''Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'i Jakoba Izy, dia tamin'ny Apostoly rehetra.''" (1Kor. 15.3-7).
 
Mifanaraka ny manampahaizana fa nanoratra ny [[lovantsofina]] tamin'ireo taona 30<ref><small>Gary Habermas, [http://www.garyhabermas.com/articles/J_Study_Historical_Jesus_3-2_2005/J_Study_Historical_Jesus_3-2_2005.htm "Resurrection Research: What Are Critical Scholars Saying"], ''Journal for the Study of the Historical Jesus'', 3, 2 (2005), [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.garyhabermas.com%2Farticles%2FJ_Study_Historical_Jesus_3-2_2005%2FJ_Study_Historical_Jesus_3-2_2005.htm tahiry]].</small></ref> i Paoly.
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Marka ====
Andalana faha-28:
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Matio ====
IoNy sombin-dahatsoratra vakintsika amin'izao dia natovana tamin'ny taonjato faha-5. Ara-pilaharam-potoana dia niseho tamin'ireo taona 80-90 ny fitantarana omena manaraka eto, izay nosoratana taorian'ny taratasin'i Paoly, izany hoe ilay hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]]:
 
"1 ''Ary tamin'ny alin'ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia avy hizaha ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray.'' 2 ''Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin'ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo ka nanakodia ny vato, dia nipetraka teo amboniny.'' 3 ''Ary ny fijery azy dia tahaka ny helatra, ary ny fitafiany fotsy tahaka ny oram-panala;'' 4 ''ary ny mpiambina nivadi-po noho ny fahatahorana azy ka tonga tahaka ny maty.'' 5 ''Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin'ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, no tadiavinareo''. 6 ''Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian'ny Tompo.'' (...) 9 ''Ary, indro, Jesosy nifanena taminy ka nanao hoe: Finaritra. Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany''. 10 ''Dia hoy Jesosy taminy: Aza matahotra; fa mandehana, ka asaovy mankany Galilia ny rahalahiko; fa any no hahitany Ahy''." (Mat. 28.1-6; 9-10)
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Lioka ====
Izao koa ny voalaza ao amin'ny [[Evanjelin'i Lioka]]:
 
"1 ''Fa nony maraina koa tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny''. 2 ''Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana. 3 Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin'i Jesosy Tompo''. 4 ''Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra''. 5 ''Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona?'' 6 ''Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe:'' 7 ''Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo''. (...) 12 ''Fa Petera nitsangana, dia nihazakazaka nankany amin'ny fasana; ary niondrika izy ka nahita ny lambam-paty mipetraka mitokana; dia lasa nody izy sady gaga noho ny zavatra izay tonga teo''." (Lio. 24.1-7. 24.12)