Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Sora-matevina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Noel-coypel-the-resurrection-of-christ-1700.jpg|vignette|299x299px|''0 Jesoa ho velona'', nataon'i Noel Coypel, taona 1700.]]
Ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|'''fitsanganan'i''' '''Jesoa''' '''ho velona''']]
Araka ireo [[Evanjely]], taorian'ny nanomboana an'i Jesosy araka ny didin'i Pontio Pilato, sy taorian'ny nahafatesany teo amin'ny [[Hazofijaliana|hazo fijaliana]], dia nalevina i [[Jesosy]]. Roa andro taorian'izany dia hitan'ireo vehivevy namangy ny fasana, indrindra i Maria Magdalena, fa nikodia niala ny vato nanidiana ny fasana izay lasa foana. Niseho tamin'ny mpianany maro i Jesosy taorian'izany, isan'izany ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] (jereo: 1Kor. 15. 5-6).
|