Zanabintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-41:
 
=== Alakaosy ===
Ny [[Alakaosy]] dia vintana sy volana fahasivy ao amin'ny fanandroana sy tetiandro malagasy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Mifandratra amin'ny [[Adizaoza]] ny Alakaosy sady miarina sy miandriana eo amin'ny [[Asorotany]]. Baben'ny renivintana Adijady ny zanabintana Alakaosy.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alakaosy, dia ny vava Alakaosy sy ny vody Alakaosy. Atao hoe ''Alakaosibe'' ny vava Alakaosy ao amin'ny volana Alakaosy. Dimbiasan'ny vava Alakaosy ny vody Alakarabo ary manaraka ny vody Alakaosy ny vava Adijady.