Zanabintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-34:
 
=== Alakarabo ===
Ny [[Alakarabo]] no vintana sy volana fahavalo. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اعقرب / ''Al-Akrab'' ("maingoka") ny hoe ''Alakarabo.'' Ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Miarina eo amin'ny [[Alahamady]] sady mifandratra amin'ny [[Adaoro]] ny vintana Alakarabo. Trotroin'ny renivintana Adimizana ny zanabintana Alakarabo.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alakarabo, dia ny vava Alakarabo sy ny vody Asombola. Dimbiasan'ny vava Alakarabo ny vody Adimizana ary manaraka ny vody Alakarabo ny vava Alakaosy.