Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-146:
Ny zazalahy teraka vava Adimizana dia ho mpivarotra sy mpandranto. Ny zazavavy kosa dia atahorana ho maty kely na nefa mety ho tratra antitra sy hanan-karena.
 
==== Vonto AdimpizanaAdimizana ====
Tononandro tsara ny vonto AlahamadyAdimizana ka ny zaza teraka eo dia ho mpanan-karena sy tsy maty vonoina.
 
==== Vody Adimizana ====
Andalana faha-186:
 
==== Ankapobeny ====
Amin'ny ankapobeny dia Vintanavintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria "mijadina mafy". Ny zavatra tian-ko mafy sy mateza no santarina amin'io andro io, toy ny fampidiram-pananana sy biby hopiana ary vola hotehirizina. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady koa ny Adijady. Ny Adijady koa no heverina ho andro tsara hampakaram-bady.
 
==== Vava Adijady ====