Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
 
== Toerana sy fotoana nanoratana ==
Ny Epistily ho an'ny Galatiana dia epistily nosoratan'i PolyPaoly ho an'ireo fiangonana naoriny tamin'ny iray apminamin'ireo diam-pamitana iraka (misiona) tantaraina ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]]. Amin'ny mpikaroka sasany dia tao amin'ny faritra afovoan'i [[Azia Minora]] (ao [[Torkia]] ankehitriny) izay novakivakin'i Paoly tamin'ny diany faharoa sy fahatelo<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly 16.6; 18.3</small></ref> ireo fiangonana ireo. Ny mpandinika hafa indray dia milaza fa tao amin'ny faritany romanan'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ao atsimon'i Azia Minora izay nandalovan'i Paoly tamin'ny diany voalohany<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly toko faha-13 sy faha-14.</small></ref> ireo fiangonana ireo. Ity taratasy ity dia mety ho ny taratasy voalohany indrindra nosoratan'i Paoly. Mety tamin'ny taona 49 taor. J.K. no nanoratany azy, taloha kelin'ny [[Konsily tao Jerosalema|fivoriana (konsily) natao tao Jerosalema]]<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly toko faha-15.</small></ref>. Maro koa ny milaza fa teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no naoratana azy.
 
== Zava-misy manodidina sy famintinana ==