Andro Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny hoe [[Andro Taloha|'''Andro''' '''Taloha''']] dia ilazana vanim-potoan'ny Tantara izay nialoha ny [[Andro Antenantenany]] na ny [[Andro Vaovao]]. Miovaova ny fivelaran'io vanim-potoana io arakaraka ny [[sivilizasiona]] heverina. Amin'ny tantara eoropeana dia fotoana mifanandrify amin'ny sivilizasionan'ny soratra nanodidina ny [[Ranomasina Mediteranea]] ny Andro Taloha ka ny ankamaroan'ny mpahay tantara dia mametraka ny fiantombohany eo amin'ny taonarivo faha-4 tal. J.K. (anelanelan'ny taona 3500 tal. J.K. sy 3000 tal. J.K.) miaraka tamin'ny famoronana ny soratra tany [[Mesopotamia]] (ny [[soratra miendri-pantsika]].) sy tany Egipta. ary Nanova tanteraka ny fiafaranytantaran’ny olombelona ny fahitana ny soratra izay nitranga tamin’ny taona 3300 tal. J.K. Ny fiafaran'ny Andro Taloha dia heverin'ny mpahay tantara ho manodidina ny taonjato faha-5 taor. J.K. (anelanelan'ny taona 300 sy 600).
 
Tamin’ny taona 476 taor. J.K. dia rava ny empira farany tamin’ireo lehibe tamin’izay nisy manodidina an’i Mediretanea, tsy iza izany fa ny [[Empira romana]]. Izany faharavàn’ny Empira romana izany dia nahatapaka tanteraka ny tantaran’ny tandrefana nefa tsy nisy vokany tamin’ny tantaran’ny faritra hafa eto amin’izao tontolo izao.
 
== Manodidina an'i Mediteranea sy tany Eoropa ==
Tao amin’ny faritra manodidina an’i [[Mediteranea]] no fantatra indrindra tamin’ny tontolon’ny Andro Taloha satria tao no nahitana ny [[Mesopotamiana]] sy ny [[Egiptiana taloha|Egiptiana]], ny [[Persiana]], ny [[Grika taloha|Grika]], ary ny [[Empira Romana|Romana]].
 
Ho an'ireo tsy mihevitra afa-tsy ny sivilizasiona eoropeana dia ny vanim-potoan'ny sivilizasiona grika sy romana ihany no Andro Taloha ([[Andro Taloha grika-romana]]) izay nanomboka tamin'ny taona 2000 tal. J.K. ka niafara tamin'ny faharavan'ny Empira romana any Andrefana tamin'ny taona 476.
 
Ny vahoaka nonina tao Eoropa tamin’ny Andro Taloha dia ny [[Kelta]] izay antsoina hoe Galý raha nonina tamin’ny faritra misy an’i [[Frantsa]] sy i [[Belzika]] ary i [[Soisa]] amin’izao fotoana izao.
Ho an'ny [[Amerika|Kontinentan'i Amerika]] dia mifamatotra amin'ny sivilizasiona prekolombiana ny Andro Taloha ka noho izany dia nanomboka manodidina ny taona 1200 tal. J.K. tamin'ny namoronan'ny [[Olmeka]] ny soratra maneho sary sy hevitra (piktograma sy ideograma) ary nifarana tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-16 tamin'ny fahatongavan'ny [[Eoropeana]] voalohany tany Amerika, ka tsy misy ny atao hoe Andro Antenantenany fa tonga dia arakarahin'ny [[Andro Vaovao]] ny Andro Taloha.
 
== Andro Taloha tao Amerika ==
Ho an'ny [[Amerika|Kontinentan'i Amerika]] dia mifamatotra amin'ny sivilizasiona prekolombiana ny Andro Taloha ka noho izany dia nanomboka manodidina ny taona 1200 tal. J.K. tamin'ny namoronan'ny [[Olmeka]] ny soratra maneho sary sy hevitra (piktograma sy ideograma) ary nifarana tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-16 tamin'ny fahatongavan'ny [[Eoropeana]] voalohany tany Amerika, ka tsy misy ny atao hoe [[Andro Antenantenany]] fa tonga dia arakarahin'ny [[Andro Vaovao]] ny Andro Taloha. Maro ireo vahoaka niaina tao Amerika, dia ireo atao hoe [[Indianan'i Amerika]] izay niaina talohan'ny nahitan'i [[Kristoforo Kolombo]] tamin'ny taonjato faha-15 taor. J.K.
 
Ny Olmeka, dia nanorina fanjakana midadasika, azo lazaina hoe empira, izay nanorim-ponenana tao amin’i Meksika amin’izao fotoana izao.
 
== Andro Taloha tany Azia ==
Tany [[Azia]] dia maro ireo sivilizasiona matanjaka nivoatra tamin’ny Andro Taloha, ka ny fantatra indrindra amin’izany dia ny [[sivilizasiona sinoa]], ny [[sivilizasionan’i Indosy]] (any India). Ny Andro Taloha ho an'ny tantaran'i [[Azia]] dia nifarana tamin'ny taona 200 tal. J.K. niaraka tamin'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Qin izay nanokatra ny vanimpotoan'ny Empira tao [[Sina]]. Tao [[India]] atsimo (sivilizasionan'i Indosy) dia tsy tena hita loatra io teteza-mita io izay mifanandrify amin'ny fanombohan'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Chola, fa tao India avaratra kosa dia nifanandrify tamin'ny faharavàn'ny fanjakan-dehibe kushanKosàna tamin'ny taona 230 taor. J.K. eo ho eo izany, izay nanombohan'ny fotoana tsy nampiharana firy ny atao hoe Andro Taloha raha ny amin'ny firesahana ny fifandraisana amin'ny tontolo taloha, dia i India Avaratra (Maurya sy Shunga), i [[Grisy|Grisia]] nanjakan'ny [[sivilizasiona]] helenista sy romana, ny [[Parta]] (na Partiana) sy ny [[Iraniana taloha]]. Izany fisarahana mazava izany dia hamafisin'ny fisandratan'ny fanjakan-dehiben'i GuptaGopta tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-3.
 
Nanana ny sivilizasionany koa ny [[Japoney taloha|Japoney tany aloha]] nefa efa taty aorian’ny Andro Taloha izany ka ny Andro Antenantenany any Andrefana no mifanandrify amin’ny vanimpotoana nisehoany.
Ny Andro Taloha ho an'ny tantaran'i [[Azia]] dia nifarana tamin'ny taona 200 tal. J.K. niaraka tamin'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Qin izay nanokatra ny vanimpotoan'ny Empira tao [[Sina]]. Tao [[India]] atsimo dia tsy tena hita loatra io teteza-mita io izay mifanandrify amin'ny fanombohan'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Chola, fa tao India avaratra kosa dia nifanandrify tamin'ny faharavàn'ny fanjakan-dehibe kushan tamin'ny taona 230 taor. J.K. eo ho eo izany, izay nanombohan'ny fotoana tsy nampiharana firy ny atao hoe Andro Taloha raha ny amin'ny firesahana ny fifandraisana amin'ny tontolo taloha, dia i India Avaratra (Maurya sy Shunga), i [[Grisy|Grisia]] nanjakan'ny [[sivilizasiona]] helenista sy romana, ny Parta sy ny Iraniana taloha. Izany fisarahana mazava izany dia hamafisin'ny fisandratan'ny fanjakan-dehiben'i Gupta tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-3.
 
== Jereo koa: ==