Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Rain'ny Fiangonana|'''Rain'ny Fiangonana''']] na [[Rain'ny Fiangonana|'''Rain'ny Eglizy''']] na '''Aban'ny Eglizy''' dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan’nyanelanelan'ny taonjato faha-2 sy faha-7 nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin’izaohatramin'izao. Fepetra efatra no namaritan’nynamaritan'ny Fiangonana ny mpanoratr’ireompanoratr'ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo izany anaram-boninahitra izany:
 
* olona niaina tamin’nytamin'ny vanimpotoana voalohandohan’nyvoalohan'ny Fiangonana;
 
* olona niaina tanaty fahamasinana;
 
* olona nanao asa soratra tsy ahitana fahadisoam-pampianarana sady misy fampahafantarana sy fanamarinana mafonja ny fampianaram-pinoana kristiana;
 
* olona nahazo ny fankatoavan’nyfankatoavan'ny Fiangonana.
 
Ankoatr’izanyAnkoatr'izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin’ireotamin'ny [[Apostoly roa ambin'ny Rain’nyfolo|Apostoly]] ny Rain'ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin’izyamin'izy ireo dia atao hoe [[Ray Apostolika]]. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain’nyRain'ny Fiangonana.
 
== Ny anaran'ireo Rain'ny fiangonana ==
Andalana faha-16:
Ireto avy ireo [[Ray Apostolika|Ray apostolika]]:
 
* [[Klemento avy any Roma]]
* [[Ignatio avy any Antiokia]]
* [[Polikarpo avy any Smirna]]
* [[Papiasy avy any HierapolyHierapolisy]]
 
=== Rain'ny fiangonana grika ===
Ireto ireo Rain'ny [[fiangonana grika]], atao hoe Ray grika
 
* [[Jostino Martira]]
* [[Ireneo avy any Logdanoma]]
* [[Klemento avy any Aleksandria]]
* [[Origenesy avy any Aleksandria]]
* [[Atanasio avy any Aleksandria]]
* [[Basilio Lehibe]]
* [[Gregorio avy any Nisa]]
* [[Gregorio avy any Nanzianzo]]
* [[Joany Krisostoma]]
*[[Kirilosy avy any Aleksandria|Kirilosy (na Sirily) avy any Aleksandria]]
* [[Maksimosy avy any KonstantinopolyKonstantinopolisy]]
*[[Joany avy any Damaskosy|Joany (na JoanesyJohanesy) avy any Damaskosy]]
 
=== Rain'ny fiangonana latina ===
Ireto ireo Rain'ny [[Fiangonana Latina|fiangonana latina]] izay atao hoe Ray latina:
 
* [[Tertoliano]]
* [[Kipriano avy any Kartago]]
* [[Hilario avy any Piktavo]]
* [[Ambrosio avy any Milano]]
* [[Damaso I]] (papa)
*[[Hieronimo avy any Stridona|Hieronimo (na Jerôma) avy any Stridona]]
* [[Aogostino avy any Hipo]]
* [[Gregorio Lehibe]]
* [[Isidoro avy any Sevila]]
 
=== Rain'ny fiangonana siriaka ===
Ireto ny Rain'ny [[fiangonana siriaka]] izay atao hoe Ray siriaka:
 
* [[Afrahata]]
* [[Efrema Siriana]]
* [[Isaka avy any Antiokia]]
* [[Isaka avy any Ninive]]
 
=== Rain'ny fiangonana any an-tany efitra ===
Ireto ny Rain'ny fiangonana tany an'efitra:
 
* [[Paoly avy any Tebesy]]
* [[Antonio Lehibe]]
* [[Pakoimio]]
 
== Jereo koa: ==