Jerôma avy any Stridôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-12:
|taona niasàna=
}}
I [[Jerôma avy any Stridona|'''Jerôma avy any Stridona''']] na [[Jerôma avy any Stridona|'''Hieronimo avy any Stridona''']] na '''Masindahy Jerôma''' dia mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i [[Roma Taloha]] teraka tamin'ny taona 342 ary maty ny 30 Septambra 420. isanIsan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] na Aban'ny Eglizy manampahaizana momba ny [[Baiboly]]. Izy no nandika ny [[Baiboly]] amin'ny [[teny latina]] atao hoe [[Volgata]] (latina: Vulgata). Amin'ny teny latina dia atao hoe ''Eusebius Hieronymus'' izy.
 
Taorian'ny fianarana nataony tao Roma dia nitoka-monina tany an-tany efitra izy dia nanao fiainana mikatsaka ny fahafahan’ny fanahy amin’ny alalan'ny fampijalian-tena, sady tany izy no nanohy ny fandalinana ny [[Soratra Masina]]. Tamin'ny taona 379 izy dia nohamasinina ho [[pretra]]. Nandany telo taona tao Konstantiniopolisy niaraka tamin'i [[Gregorio avy any Nanzianzo]], izay isan’ny "rain'ny Fiangonana" taty aoriana, izy avy eo.
 
Tamin’ny taona 382 izy dia nody any Roma ka nisahana ny asa fitanana an-tsoratry ny papa [[Damaso I]]. Nandeha tany amin'ny Tany Masina izy tamin'ny taona 385. Niorim-ponenana tao [[Betlehema]] izy tamin’ny taona 386. Nanohy ny asa fanoratany tao i Hieronimo sady nanomboka niady hevitra tamin'ny mpanohana ny [[pelagianisma]]<ref><small>Ny pelagianisma dia mampianatra ny fananan’ny olombelona safidy malalaka sy ny tsy filàna ny fahasoavana sy ny fanavotana avy amin'Andriamanita.</small></ref> ary tamin'ny moanina teololiana Tiranio Rofino (na Rofino avy any Akoilea) sy tamin'ny Aogostino avy any Hipona/ Hipo, ilay isan'ny "[[mpampianatry ny Fiangonana]]" taty aoriana (Md Aogostino). Ny tsy fifanarahan-kevitra nifanoheran'ireo mpanohana ny pelagianisma dia nahatonga an'i Hieronimo hiafina nandritra ny roa taona teo ho eo. Maty izy fotoana vitsy taorian'ny fiverenany tao Betlehema tamin'ny taona 419 na 420.
 
== Jereo koa ==
Ligne 22 ⟶ 26 :
[[sokajy:Biôgrafia]]
{{vangovango}}
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[sokajy:mpanao asa soratra]]
[[sokajy:mpanoratra]]