Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-12:
Manomboka amin'ny filentehan'ny [[masoandro]] ny andro malagasy ary manomboka amin'ny andro [[Alakamisy]] ny [[herinandro]]. Ny iray volana ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] dia misy 29 na 30 andro.
 
==== Alakamisy ====
Andro voalohany ao amin'ny fanandroana sy tetiandro malagasy ny andro [[Alakamisy]]<ref name=":1" />. Ny teny hoe ''Alakamisy'' na ''Lakamisy'' na ''Kamisy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الخميس / ''al-khamīs'' izay midika hoe "andro fahadimy".
 
Araka ny finoan'ny [[Ntaolo]] malagasy, amin'ny ankapobeny, dia andro tsara ny Alakamisy fa manantena hisy. Andro fisantarana izay atao (fanorenan-trano, fivohan'ny tafika amin'ny ady) sy tsara anaovana fampakaram-bady. Tsy tsara andevenana ny andro Alakamisy.
 
==== Zoma ====
Andro faharoa ny andro [[Zoma]]. Ny teny hoe ''Zoma'' na ''Azoma'' na ''Joma'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الجمعة / ''al-jum‘ah'' izay midika hoe "andro fahenina". Amin'ny ankapobeny dia ndro mainty ny Zoma, araka ny finoan'ny Ntaolo malagasy, ka natokana handevenana.
 
==== Asabotsy ====
Andro fahatelo ny andro [[Asabotsy]]. Ny teny hoe ''Asabotsy'' na ''Sabotsy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe السبت / ''as-sabt'' izay avy amin'ny teny hebreo hoe שָׁבַת / ''shabbat'' na avy amin'ny teny hebreo hoe ''shabbos'' izay samy manondro ny andro Asabotsy sady midika hoe "andro fitsaharana" na "andro fialan-tsasatra". Amin'ny ankapobeny dia andro "mibontsina" ny Asabotsy, araka ny fivoasana sy ny finoan-drazana malagasy, ka natokana hitomaniana sy hamoizana ny maty.
 
==== Alahady ====
Andro fahefatra ny [[Alahady]]. Ny teny hoe ''Alahady na Lahady'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الأحد / ''al-aḥad'' izay midika hoe "andro voalohany". Amin'ny ankapobeny dia andro mahery ny Alahady, raka ny finoan'ny [[Ntaolo]] malagasy, ka tsy azo andevenana ny marainany.
 
==== Alatsinainy ====
Andro fahadimy ny [[Alatsinainy]]. Ny teny hoe ''Alatsinainy'' na ''Latsinainy'' na ''Tinainy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الإثنين / ''al-ithnayn'' izay mitovy dika aminy. Amin'ny ankapobeny dia andro mafy sy mainty ny Alatsinainy, araka ny finoan-drazana malagasy. Tsy fisantaran-javatra io andro io fa andro fandevenana. Amin'ny maha andro mafy azy dia andro fanamafisan-javatra sy fandevenana ny Alatsinainy.
 
==== Talata ====
Andro fahenina ny [[Talata]]. Ny teny malagasy hoe ''Talata'' na ''Atalata'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الثلاثاء / ''ath-thulathā’.'' Aminny ankapobeny, amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia tsy mety ny mamangy mana-manjo amin'ny andro Talata, araka ny finoan'ny Ntaolo malagasy. Andro tsara hivoahan'ny [[andriana]] na ny tafika ny andro Talata. Ataon'ny Ntaolo malagasy hoe " Talata gorobaka" ny andro Talata.
 
==== Alarobia ====
Andro fahafito ny andro [[Alarobia]]. Ny teny malagasy hoe ''Alarobia'' na ''Larobia'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الأربعاء / ''al-’arbi‘ā’'' izay midika hoe "andro fahefatra". Amin'ny ankapobeny, amin'ny Ntaolo malagasy dia andro ratsy ny Alarobia, araka ny fitenenana hoe "Alarobia tsy miverina". Natokana ho an'ny famoizana sy ny fandevenana ny Alarobia.
 
== Ny orim-bintana roa ambin'ny folo ==
 
=== Ny orim-bintana roa ambin'ny folo ===
Ireto avy ireo anaram-bintana amin'ny fanandroana malagasy izay sady anaran'ny volana malagasy koa: [[Alahamady]], [[Adaoro]], [[Adizaoza]], [[Asorotany]], [[Alahasaty]], [[Asombola]], [[Adimizana]], [[Alakarabo]], [[Alakaosy]], [[Adijady]], [[Adalo]] ary [[Alohotsy]]. Mbola iadian-kevitra ny fotoana mifanandrify amin'ny volana tsirairay noho ny fahasamihafam-piheverana misy eo amin'ireo milaza tena fa manam-pahaizana momba ny [[tetiandro malagasy]].
 
==== Alahamady ====
Ny [[Alahamady]] no volana sy vintana voalohany amin'ny fanandroana. [[Renivintana]] ny Alahamady. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe االحمل / ''Al-Hamal'' ("ondrilahy") ny teny hoe ''Alahamady''. Ny zoro avaratra-atsinana amin'ny trano no toerana omena azy. Io zoro io dia atao hoe zorofirarazana koa. Mibaby ny Alohotsy sy mitrotro ny Adaoro ny Alahamady fa mifandratra amin'ny Adimizana nefa ny mitanila eo amin'ny Asombola sy Alakarabo izay iandrianany sy iarenany ny izy.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro telo ny Alahamady, dia vava Alahamady sy ny vonto Alahamady ary ny vody Alahamady. Ny vava Alahamady ao amin'ny volana Alahamady dia atao hoe [[Alahamadibe]]. Inoana ho vintan'[[andriana]] sady vintana maha mpanjaka ny Alahamady. Ny Alahamady no vintana mahery indrindra<ref name=":0"><small>Jobily Rakotoson, "L'art divinatoire, parole d'un sage" in ''Madagascar fenêtres'', 2002, p.95.</small></ref>. Mibaby ny Alohotsy sy mitrotro ny Adalo ny Alahamady fa mifandratra amin'ny Adimizana nefa ny mitanila eo amin'ny Asombola sy Alakarabo izay iandrianany sy iarenany ny izy.
 
==== Adaoro ====
Ny [[Adaoro]] no vintana sy volana faharoa. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اثور / ''Ath-Thur'' na ''Ath-Thaur'' ("ombilahy") ny hoe ''Adaoro''. [[Zanabintana]] ny Alohotsy. Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano atsinanana no toerana omena azy. Inoana ho andron'afo na andro mandoro ny Adaoro. Mifandratra amin'ny Alakarabo sady mihataka sy miarina eo amin'ny Adimizana ny Adaoro. Trotroin'ny renivintana Alahamady ny zanabintana Adaoro.
 
Mitondra tonon'andro roa ny Adaoro, dia ny vava Adaoro sy ny vody Adaoro. Inoana ho andron'afo na andro mandoro ny Adaoro.
==== Adizaoza ====
Vintana sy volana fahatelo ny [[Adizaoza]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Zanabintana ny Adizaoza. Ny toerana omena azy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana. Vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
 
==== AsorotanyAdizaoza ====
Vintana sy volana fahefatrafahatelo ny [[AsorotanyAdizaoza]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small>اجوزاء / ''AsAl-Saratan'' na ''As-SartanDjuza'' ("fozakambana") ny hoe ''Asorotany.Adizaoza''. [[Renivintana]]Zanabintana ny AsorotanyAdizaoza. Ny zoron-tranotoerana omena azy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-atsinanatrano antsinanana. Eo amin' ny Adizaoza no toeranafitoeran'ny omenasinibe azyao an-trano. AndroNy mahery[[Alakaosy]] koa,no arakamifandratra amin' ny finoan-drazanaAdizaoza malagasy,sady miarina eo amin'ny Asorotany[[Adijady]]. Baben'ny renivintana Asorotany ny zanabintana Adizaoza.
 
VintanaMitondra sy volanatonon'andro fahateloroa ny [[Adizaoza]]., Avydia amin'ny anaran'antokon-kintanavava amin'nyAdizaoza teny arabo hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana")sy ny hoevody ''Adizaoza''. Zanabintana ny Adizaoza. Ny toerana omena azy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana. Vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
==== Alahasaty ====
Ny [[Alahasaty]] no vintana sy volana malagasy fahadimy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اأسد / ''Al-Asad'' ("liona") ny hoe ''Alahasaty.'' Zanabintana ny Alahasaty. Ny tapany atsinanana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Lazaina ho vinta-mpamosavy sy andron'ody ny Alahasaty. Mifandratra amin'ny Adalo sy miarina eo amin' ny Adijady ny vintana Alahasaty.
 
==== AsombolaAsorotany ====
Vintana sy volana faheninafahefatra ny [[AsombolaAsorotany]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe السنبلة<big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-SumbulSaratan'' na ''As-Sartan'' ("virjinafoza") ny hoe ''AsombolaAsorotany.'' [[ZanabintanaRenivintana]] ny AsombolaAsorotany. Ny tapany andrefana amin'ny rindrinzoron-trano atsimo-atsinana no toerana omena azy. "Vintam-bola"Mibaby ny [[Adizaoza]] sy vintanmitrotro ny [[Alahasaty]] ny Asorotany. Mifandratra amin'ny olona[[Adijady]] tianefa harenamitanila sy miarina eo amin'ny Asombola[[Alakaosy]] sy [[Adalo]] izy.
 
Mitondra tonon'andro telo ny Asorotany, dia vava Asorotany sy ny vonto Asorotany ary ny vody Asorotany. Andro mahery ny Asorotany.
==== Adimizana ====
Ny [[Adimizana]] no vintana sy volana fahafito. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اميزان / ''Al-Mizan'' ("mizana") ny hoe ''Adimizana.'' [[Renivintana]] ny Adimizana. Ny zoron-trano atsimo-andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery ny Adimizana nefa mety ho tsara na hahafaty mbola kely an'izay ateraka aminy. Mitrotro ny Alakarabo sy mibaby ny Asombola ny Adimizana. Ny Adimizana dia mifandratra amin'ny Alahamady sady mitanila sy miarina eo amin'ny Alohotsy sy ny Adaoro.
 
==== AlakaraboAlahasaty ====
Ny [[AlakaraboAlahasaty]] no vintana sy volana fahavalomalagasy fahadimy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اعقرباأسد / ''Al-AkrabAsad'' ("maingokaliona") ny hoe ''AlakaraboAlahasaty.'' Zanabintana ny AlakaraboAlahasaty. Ny tapany atsimoatsinanana amin'ny rindrin-trano andrefanaatsimo no toerana omena azy. VintanaMifandratra tsara ny Alakarabo satria andronamin'ny fahavokarana.Adalo Voalazasy famiarina terakaeo taminamin'ny vavany AlakaraboAdijady ny mpanjakavintana [[Ranavalona II]]Alahasaty. Miarina eo aminTrotroin'ny Alahamadyrenivintana sadyAsorotany mifandratra amin'ny Adaorozanabintana ny vintana AlakaraboAlahasaty.
 
Mitondra tonon'andro roa ny Adizaoza, dia ny vava Adizaoza sy ny vody Adizaoza. Lazaina ho vinta-mpamosavy sy andron'ody ny Alahasaty.
==== Alakaosy ====
Ny [[Alakaosy]] dia vintana sy volana fahasivy ao amin'ny fanandroana sy tetiandro malagasy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Zanabintana ny Alakaosy. Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy alam-bintana ny zaza teraka aminy dia ahohoka ho faty fa atahorana hahafaty izay lehibe noho izy. Mifandratra amin'ny Adizaoza Alakaosy sady miarina sy miandriana eo amin'ny Asorotany ny Alakaosy.
 
==== AdizaozaAsombola ====
Lazaina ho teraka Alakaosy ny piraiminisita [[Rainilaiarivony]] vadin'ireo mpanjakavavy merina telo nifandimby. Mba hanalana vintana azy dia napetraka teo am-bavahadim-balan'omby izy raha vao teraka. Tsy maty izy na dia nandalo teo aza ny omby nefa maro tamin'ireo fianakaviany no narary ka nampanapahin'ny ombiasa ny taolana roa amin'ny fanondro sy amin'ny fanondroadala amin'ny tanany ankavia sady nampanalavirina ny fianakaviany izy<ref><small>Annick Cohen-Bessy, ''La Prédiction ou la vie de Rainilaiarivony 1828-1896'', L'Harmattan-Tsipika, 1997.</small></ref>.
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folofahenina ny [[AlohotsyAsombola]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوتالسنبلة / ''AlAs-HutSumbul'' ("trondrovirjina") ny hoe ''AlohotsyAsombola.'' [[Zanabintana]] ny AlohotsyAsombola. Ny tapany antsinanaandrefana amin'ny rindrin-trano avaratraatsimo no toerana omena azy. Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy. Mifandratra amin'ny Asombola[[Alohotsy]] sy miarina eo amin' ny Adimizana[[Alahamady]] ny vintana AlohotsyAsombola. Baben'ny renivintana Adimizana ny zanabintana Asombola.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Asombola, dia ny vava Asombolasy sy ny vody Asombola. Vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola.
==== Adijady ====
Vintana sy volana fahafolo ny [[Adijady]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' [[Renivintana]] ny Adijady. Ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria "mijadina mafy". Mitrotro ny Adalo sy mibaby ny Alakaosy ny Adijady. Mifandratra amin'ny Asorotany sad mitanila sy miarina eo amin'ny Alahasaty sy ny Adizaoza ny Adijady.
 
==== AdaloAdimizana ====
VintanaNy sy[[Adimizana]] volanano faharaikavintana ambin'nysy folovolana ny [[Adalo]]fahafito. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe ادلواميزان / ''Al-DaluMizan'' ("mpandraraka ranomizana") ny hoe ''AdaloAdimizana.'' [[ZanabintanaRenivintana]] ny AdaloAdimizana. Ny tapanyzoron-trano atsimo-andrefana no toerana omena azy. Ny Adimizana dia mifandratra amin'ny rindrin-tranoAlahamady avaratrasady nomitanila toeranasy omenamiarina azyeo amin'ny Alohotsy sy ny Adaoro. Vintan-dranomasoMitrotro ny [[Alakarabo]] sy alahelomibaby ny Adalo[[Asombola]] ny Adimizana. Mifandratra amin'ny [[Alahamady]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alohotsy]] sy ny [[Adaoro]] ny Adimizana.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro telo ny Adimizana, dia ''vava Adimizana'' sy ny ''vonto Adimizana'' ary ny ''vody Adimizana''. Vintana mahery ny Adimizana nefa mety ho tsara na hahafaty mbola kely an'izay ateraka aminy. Mitrotro ny Alakarabo sy mibaby ny Asombola ny Adimizana.
==== Alohotsy ====
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folo ny [[Alohotsy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Zanabintana ny Alohotsy. Ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy. Mifandratra amin'ny Asombola sy miarina eo amin'ny Adimizana ny vintana Alohotsy.
 
==== AlahasatyAlakarabo ====
=== Ny vintana malagasy sy ny zodiaka ===
Ny [[AlahasatyAlakarabo]] no vintana sy volana malagasy fahadimyfahavalo. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اأسداعقرب / ''Al-AsadAkrab'' ("lionamaingoka") ny hoe ''AlahasatyAlakarabo.'' Zanabintana ny AlahasatyAlakarabo. Ny tapany atsinananaatsimo amin'ny rindrin-trano atsimoandrefana no toerana omena azy. LazainaMiarina hoeo vinta-mpamosavy sy andronamin'ody ny Alahasaty.Alahamady Mifandratrasady mifandratra amin'ny AdaloAdaoro syny miarinavintana eoAlakarabo. amin'Ny nyrenivintana AdijadyAdimizana nyno vintanamitrotro Alahasatyazy.
 
Mitondra tonon'andro roa ny Alakarabo, dia ny vava Alakarabo sy ny vody Asombola. Vintana tsara ny Alakarabo satria androm-bokatra. Voalaza fa teraka tamin'ny vava Alakarabo ny mpanjaka [[Ranavalona II]].
 
==== AdimizanaAlakaosy ====
Ny [[Alakaosy]] dia vintana sy volana fahasivy ao amin'ny fanandroana sy tetiandro malagasy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Zanabintana ny Alakaosy. Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy alam-bintana ny zaza teraka aminy dia ahohoka ho faty fa atahorana hahafaty izay lehibe noho izy. Mifandratra amin'ny Adizaoza Alakaosy sady miarina sy miandriana eo amin'ny Asorotany ny Alakaosy. Baben'ny renivintana Adijady ny Alakaosy.
 
Mitondra tonon'andro roa ny Alakaosy, dia ny vava Alakaosy sy ny vody Alakaosy. Atao hoe ''Alakaosibe'' ny vava Alakaosy ao amin'ny volana Alakaosy. Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy alam-bintana ny zaza teraka aminy dia ahohoka ho faty fa atahorana hahafaty izay lehibe noho izy.
 
==== AlakaosyAdijady ====
NyVintana sy volana fahafolo ny [[AdimizanaAdijady]] no vintana sy volana fahafito. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اميزاناجدي / ''Al-MizanDjadi'' ("mizanaosilahy") ny hoe ''AdimizanaAdijady.'' [[Renivintana]] ny AdimizanaAdijady. Ny zoron-trano atsimoavaratra-andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery ny Adimizana nefa mety ho tsara na hahafaty mbola kely an'izay ateraka aminy. Mitrotro ny AlakaraboAdalo sy mibaby ny AsombolaAlakaosy ny AdimizanaAdijady. Ny Adimizana dia mifandratraMifandratra amin'ny AlahamadyAsorotany sadysad mitanila sy miarina eo amin'ny AlohotsyAlahasaty sy ny Adaoro.Adizaoza ny Adijady.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro telo ny Adijady, dia vava Adijady sy ny vonto Adijady ary ny vody Adijady. Vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria "mijadina mafy".
 
==== AdijadyAdalo ====
Vintana sy volana faharaika ambin'ny folo ny [[Adalo]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe ادلو / ''Al-Dalu'' ("mpandraraka rano") ny hoe ''Adalo.'' [[Zanabintana]] ny Adalo. Ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Mifandratra amin'ny [[Alahasaty]] sy miarina eo amin'ny [[Asorotany|Asorontany]] ny vintana Adalolo. Trotroin'ny renivintana Adijady ny zanabintana Adalo.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Adalo, dia ny vava Adalo sy ny vody Adalo. Vintan-dranomaso sy alahelo ny Adalo.
 
==== Alohotsy ====
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folo ny [[Alohotsy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Zanabintana ny Alohotsy. Ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] ny vintana Alohotsy. Baben'ny renivintana Alahamady ny zanabintana Alohotsy.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alohotsy, dia ny vava Alohotsy sy ny vody Alohotsy. Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy.
 
=== Ny vintana malagasy sy ny zodiaka ===
Raha [[Tetiandro manara-bolana|manara-bolana tanteraka]] ny tetiandro malagasy dia tsy misy ifandraisany ny [[evan'ny zodiaka]] na ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]] sy ny volana malagasy, afa-tsy ny fitovian'anarana. Na dia atao hoe [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]] aza ny tetiandro malagasy dia mbola tsy mifanandrify ihany ny volana malagasy sy ny antokon-kintan'ny zodiaka mitovy anarana aminy.
 
Ligne 140 ⟶ 158 :
|<small>"trondro"</small>
|}
 
=== Ny orim-bintana roasy ambin'ny folozavatra mifandray aminy ===
 
=== Ny orim-bintana sy ny singa efatra ===
Ligne 171 ⟶ 191 :
 
==== Atsimo ====
Ny atsimo ao an-trano dia vazantany natokana ho an'ny fanekena ny manam-pahefana, ny fanetren-tena, ny olona anjakana, ny maha mpanompo. Lafy itoeran'ny vintana [[Asombola]] sy [[Alahasaty]] ny atsimo. Eo atsimo manandrify ny Alahasaty (ilany atsinanana amin'ny rindrina atsimo) no ametrahana ny zanak'omby. Tandrify ny Asombola (ilany andrefana amin'ny rindrina atsimo) no ametrahana ny laona sy ny fanoto.
 
==== Atsimo atsinanana ====