Zanabintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nandamina
Andalana faha-1:
'''Zanabintana''' no iantsoana ireo vintana valo amin'ny [[fanandroana malagasy]] izay ampifanandrifina amin'ny lafin-trano avaratra ([[Adalo]] sy [[Alohotsy]]) sy atsinanana ([[Adaoro]] sy [[Adizaoza]]) sy atsimo ([[Alahasaty]] sy [[Asombola]]) ary andrefana ([[Alakarabo]] sy [[Alakaosy]]), ka ny vintana hafa rehetra izay mifandray amin'ny zoron-trano avaratra atsinana sy atsimo atsinanana sy atsimo andrefana ary avaratra andefana dia [[renivintana]] (na renim-bintana). Ny renivintana iray dia manana zanabintana roa ka ny iray "babeny" ary ny iray "trotroiny". Misy zanabintana "mifadratra" aminy ny zanabintana tsirairay ka raha zanabintana babena izy dia mifandratra amin'ny zanabintana trotroin-drenivintana. Miarina eo amin'ny renivintana mibaby na mitrotro an'io zanabintana mifandratra aminy io koa ny zanabintana tsirairay.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa avy ny zanabintana tsirairay, izay atao hoe "''vava"'' sy "''vody".'' Izany no mampisy ny hoe "vava Adaoro" sy "vody Adaoro". Tsy toy izany ny renivinta izay mitondra tonon'andro telo, dia "vava" sy "vonto" ary "vody".
 
== Ny mombamomba ireo zanabintana ==
 
=== AdaloAdaoro ===
VintanaNy syAdaoro volanano faharaikavintana ambin'nysy folovolana ny [[Adalo]]faharoa. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe ادلواثور / ''AlAth-DaluThur'' na ''Ath-Thaur''("mpandraraka ranoombilahy") ny hoe ''Adalo.Adaoro''. Ny tapany andrefanaavaratra amin'ny rindrin-trano avaratraatsinanana no toerana omena azy. ArakaInoana nyho finoanaandron'afo diana vintan-dranomasoandro symandoro alahelony Adaoro. Trotroin'ny Adalorenivintana Alahamady ny zanabintana Adaoro. Mifandratra amin'ny [[AlahasatyAlakarabo]] sady mihataka sy miarina eo amin'ny [[Asorotany|AsorontanyAdimizana]] ny vintana AdaloloAdaoro.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Adaoro, dia ny vava Adaoro sy ny vody Adaoro. Dimbiasan'ny vava Adaoro ny vody Alahamady ary manaraka ny vody Adaoro ny vava Adizaoza.
=== Alohotsy ===
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folo ny [[Alohotsy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Araka ny finoana dia vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] ny vintana Alohotsy.
 
Araka ny finoana dia andron'afo ny tononandro Adaoro sady halam-baratra.
=== Adaoro ===
Ny Adaoro no vintana sy volana faharoa. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اثور / ''Ath-Thur'' na ''Ath-Thaur''("ombilahy") ny hoe ''Adaoro''. Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano atsinanana no toerana omena azy. Inoana ho andron'afo na andro mandoro ny Adaoro. Mifandratra amin'ny [[Alakarabo]] sady mihataka sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] ny Adaoro.
 
=== Adizaoza ===
Vintana sy volana fahatelo ny Adizaoza. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Ny toerana omena azy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana. Vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza sady miarina eo amin'ny [[Adijady]]. Eo aminBaben' ny Adizaozarenivintana noAsorotany fitoeran'ny sinibezanabintana ao an-tranoAdizaoza. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Adizaoza, dia ny vava Adizaoza sy ny vody Adizaoza. Dimbiasan'ny vava Adizaoza ny vody Adaoro ary manaraka ny vody Adizaoza ny vava Asorotany.
 
Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao. Vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana.
 
=== Alahasaty ===
Ny Alahasaty no vintana sy volana malagasy fahadimy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اأسد / ''Al-Asad'' ("liona") ny hoe ''Alahasaty.'' Ny tapany atsinanana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Lazaina ho vinta-mpamosavy sy andron'ody ny Alahasaty. Mifandratra amin'ny [[Adalo]] sy miarina eo amin' ny [[Adijady]] ny vintana Alahasaty. Trotroin'ny renivintana Asorotany ny zanabintana Alahasaty.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Adizaoza, dia ny vava Adizaoza sy ny vody Adizaoza. Dimbiasan'ny vava Alahasaty ny vody Asorotany ary manaraka ny vody Alahasaty ny vava Asombola.
 
Araka ny finoana dia andro mainty sy vinta-mpamosavy ary andron'ody ny Alahasaty.
 
=== Asombola ===
Vintana sy volana fahenina ny Asombola. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.'' Ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. "Vintam-bola" sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola. Mifandratra amin'ny [[Alohotsy]] sy miarina eo amin' ny [[Alahamady]] ny vintana Asombola. Baben'ny renivintana Adimizana ny zanabintana Asombola.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Asombola, dia ny vava Asombolasy sy ny vody Asombola. Dimbiasan'ny vava Asombola ny vody Alahasaty ary manaraka ny vody Asombola ny vava Adimizana.
 
"Vintam-bola" sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola. Vintana sy tonon'andro tsara ho an'ny hikarama lavitra ny Asombola ka tokony eo mivoaka.
 
=== Alakarabo ===
Ny Alakarabo no vintana sy volana fahavalo. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اعقرب / ''Al-Akrab'' ("maingoka") ny hoe ''Alakarabo.'' Ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Vintana tsara ny Alakarabo satria andron'ny fahavokarana. Voalaza fa teraka tamin'ny vava Alakarabo ny mpanjaka [[Ranavalona II]]. Miarina eo amin'ny [[Alahamady]] sady mifandratra amin'ny [[Adaoro]] ny vintana Alakarabo. Trotroin'ny renivintana Adimizana ny zanabintana Alakarabo.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alakarabo, dia ny vava Alakarabo sy ny vody Asombola. Dimbiasan'ny vava Alakarabo ny vody Adimizana ary manaraka ny vody Alakarabo ny vava Alakaosy.
 
Araka ny finoana dia androm-bokatra ny tonon'andro Alakarabo, ka tsara isantarana ny fambolena. Voalaza fa teraka tamin'ny vava Alakarabo ny mpanjaka [[Ranavalona II]].
 
=== Alakaosy ===
Ny Alakaosy dia vintana sy volana fahasivy ao amin'ny fanandroana sy tetiandro malagasy. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy alam-bintana ny zaza teraka aminy dia ahohoka ho faty fa atahorana hahafaty izay lehibe noho izy. Mifandratra amin'ny [[Adizaoza]] ny Alakaosy sady miarina sy miandriana eo amin'ny [[Asorotany]]. Baben'ny renivintana Adijady ny zanabintana Alakaosy.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alakaosy, dia ny vava Alakaosy sy ny vody Alakaosy. Atao hoe ''Alakaosibe'' ny vava Alakaosy ao amin'ny volana Alakaosy. Dimbiasan'ny vava Alakaosy ny vody Alakarabo ary manaraka ny vody Alakaosy ny vava Adijady.
 
Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy alam-bintana ny zaza teraka aminy dia ahohoka ho faty fa atahorana hahafaty izay lehibe noho izy. Lazaina ho teraka Alakaosy ny piraiminisita [[Rainilaiarivony]] vadin'ireo mpanjakavavy merina telo nifandimby. Mba hanalana vintana azy dia napetraka teo am-bavahadim-balan'omby izy raha vao teraka. Tsy maty izy na dia nandalo teo aza ny omby nefa maro tamin'ireo fianakaviany no narary ka nampanapahin'ny ombiasa ny taolana roa amin'ny fanondro sy amin'ny fanondroadala amin'ny tanany ankavia sady nampanalavirina ny fianakaviany izy<ref><small>Annick Cohen-Bessy, ''La Prédiction ou la vie de Rainilaiarivony 1828-1896'', L'Harmattan-Tsipika, 1997.</small></ref>.
 
=== AdaoroAdalo ===
NyVintana Adaorosy novolana vintanafaharaika syambin'ny volanafolo faharoany [[Adalo]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe اثورادلو / ''AthAl-ThurDalu'' na ''Ath-Thaur''("ombilahympandraraka rano") ny hoe ''AdaoroAdalo.''. Ny tapany avaratraandrefana amin'ny rindrin-trano atsinananaavaratra no toerana omena azy. Inoana ho andron'afo na andro mandoro ny Adaoro. Mifandratra amin'ny [[AlakaraboAlahasaty]] sady mihataka sy miarina eo amin'ny [[AdimizanaAsorotany|Asorontany]] ny Adaorovintana Adalolo. Trotroin'ny renivintana Adijady ny zanabintana Adalo.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Adalo, dia ny vava Adalo sy ny vody Adalo. Dimbiasan'ny vava Adalo ny vody Adijady ary manaraka ny vody Adalo ny vava Alohotsy.
 
Araka ny finoana dia andron-drivotra izay atao hoe rivotr'adalo ny tononandro Adalo ka manimba zavatra betsaka sady vintan-dranomaso sy alahelo.
 
=== Alohotsy ===
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folo ny [[Alohotsy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Araka ny finoana dia vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] ny vintana Alohotsy. Baben'ny renivintana Alahamady ny zanabintana Alohotsy.
 
Ao amin'ny fitetezana andro dia mitondra tonon'andro roa ny Alohotsy, dia ny vava Alohotsy sy ny vody Alohotsy. Dimbiasan'ny vava Alohotsy ny vody Adalo ary manaraka ny vody Alohotsy ny vava Alahamady.
 
Araka ny finoana dia vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy.
 
Atao hoe "volam-padina" ny Alohotsy satria satria efa miandrandra ny Asaramanitra. Amin'ny vava Alohotsy sy ny vody Alohotsy dia tsy manao raharaha na fihetsika mety hamparatra amin' ny volana Alohotsy fa tsy ho mety sitrana. Amin'ny maha volam-padina azy dia tsy tokony hatao malaza ny fandevenana ny maty fa alevina mangingina tsy otronin'olo-maro.
Lazaina ho teraka Alakaosy ny piraiminisita [[Rainilaiarivony]] vadin'ireo mpanjakavavy merina telo nifandimby. Mba hanalana vintana azy dia napetraka teo am-bavahadim-balan'omby izy raha vao teraka. Tsy maty izy na dia nandalo teo aza ny omby nefa maro tamin'ireo fianakaviany no narary ka nampanapahin'ny ombiasa ny taolana roa amin'ny fanondro sy amin'ny fanondroadala amin'ny tanany ankavia sady nampanalavirina ny fianakaviany izy<ref><small>Annick Cohen-Bessy, ''La Prédiction ou la vie de Rainilaiarivony 1828-1896'', L'Harmattan-Tsipika, 1997.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==