Diôsezin' i Morondava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i FANTARO NY DIOSEZY MORONDAVA ho Diosezy Morondava i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Tany amin'ny taona 1910 hatramin'ny 1928 no nanombohan'ny fitoriana ny [[Vaovao Mahafaly]] tany [[Morondava]]. Pretra spiritanina avy any [[Mahajanga]] no nitsidika sy namangy ny faritr'i [[Maintirano]], [[Morafenobe]], Ambatomainty, [[Antsalova]] ary [[Ankavandra]]. ry zareo misionera lasaletyLasalety avy any [[Antsirabe]] kosa no niahy ny lemak'i Tsiribihina. Ry zareo zezoita[[Zezoita]] avy any [[Ambositra]] kosa no nitory tany amin'ny ilany atsimo : [[Malaimbandy,]] sy Mahabo syary Morondava.
 
Pretra amerikanina fikambanan'i Lasalety no tena niorim-ponenana nitory ny [[Evanjely]] tao Morondava nanomboka tamin'ny 1928. Tonga koa ry maseran'ny Providence tamin'ny 1935, niandraikitra sekoly.
 
Fanjanahantany moa tamin'izany fotoana izany ka tsy neken'ny mpanjanaka ny haha Prefet Apostolika ny pretra amerikanina, noho izany dia frantsayFrantsay no nampiandraiketana ny misiona : Mgr Futy Joseph, ms (1938). Tamin'ny 1950, ireo distrika tany avaratra toa an'i Maintirano, sy i Morafenobe, ary i Ambatomainty dia nampiraisina tamin'i Tsiroanomandidy. Tonga tany Morombe ny Misioneran'ny Fianakaviana masina tamin'ny 1950 ka lasa Diôsezy vaovao i Morombe miaraka amin'i [[Manja]] sy [[Beroroha]].
 
Tamin'ny 1952 ny zareo masera Misionnaires de l'Immaculée Conception avy any Montréal (Canada) no tonga nisolo ny Providence. Nohamasinina ho Eveka[[eveka]] i Mgr Girouard Paul (amerikanina) tamin'ny 1956, io no Evekanevekan'i Morondava voalohany. Ry zareo amerikaninaAmerikanina avy any amin'ny faritr'i St. Louis no nandray ny asa misionera tany [[Menabe]].
 
1964 : Nohamasinina ho Evekaeveka i Mgr Bernard Ratsimamotoana, izay eveka mpanampy. Niroborobo fatratra ny [[Katolisisma|finoana katolika]] tamin'izany. Efa tonga dimy ny fikambanan-drelijiozy niasa tany Morondava nanampy ny MIC : Franciscaines Missionnaires de Marie, Jeanne Delanoue, Immaculée Conception de Niort, Notre Dame de la Salette. Tonga koa ry zareo Frères du Sacré-Coeur nikarakara ny kôlejy St Paul tamin'ny 1967.
 
Ireto ny Pretra Mpanorina:
Ny Pretra Mpanorina : P. William Breault, ms (maty 1974); Mgr Joseph Futy (1938-1946); Mgr Etienne Garon, ms (1946-1954).
 
* P. William Breault, ms (maty 1974)
Eveka nifandimby :
-* Mgr Paul-Jos.Joseph Girouard, msFuty (19551938-19641946)
-* Mgr BernardEtienne RatsimamotoanaGaron, ms (19641946-19981954).
 
- Mgr Donald Leo Pelletier, ms (1999-2010)
Ireto ny eveka nifandimby:
- Mgr Fabien Raharilamboniaina, carmes (2010-...)
 
* Mgr Paul-Jos. Girouard, ms (1955-1964)
* Mgr Bernard Ratsimamotoana, ms (1964-1998)
-* Mgr Donald Leo Pelletier, ms (1999-2010)
-* Mgr Fabien Raharilamboniaina, carmes (2010-...)
 
Ankehitriny dia azo lazaina fa efa velona tsara ny finoana, misy ny pretra diôsezanina, maro ny seminarista. Mikatroka amin'ny Aomoneria sy ny Distrika ireo pretra.
 
== Loharano ==
SOURCE : Annuaire-Atlas ECAR 2000 niampy ny Fanadihadiana am-bava natao tamin'i Frère Coëvance sy Fr MIary Séraphin par Frère Tsiky Marcel.
 
SOURCE :* Annuaire-Atlas ECAR 2000 niampy ny Fanadihadianafanadihadiana am-bava natao tamin'i Frère Coëvance sy Fr MIary Séraphin par Frère Tsiky Marcel.
* [[wikipedia:Kianjam-pasika|Kianjam-pasika]]