Tsinambolana Lonaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra eto an-tany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Fertile Crescent concept 1916.png|vignette|325x325px|Sarin-tanin'ny Volan-tsina-Mahavokatra nataon'i James Henry Breasted tamin'ny taona 1916.]]
Ny '''Tsinam-bola-Mahavokatra''' na ny '''Volan-tsina-Mahavokatra''' na '''Tsinam-bolana-Lonaka''' dia ny faritra ao [[Atsinanana Akaiky]] misy tany azo volena noho ny fananany toetrandro manorana, ka ireto ny mamaritra azy: ny tany efitr'i Siria ao atsimo (ny ampahany avaratra amin'ny efitr'i Arabia), ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao andrefana, ary ny [[tendrombohitra Taorosy]] sy Zargosa ao avaratra sy ao atsinanana. Mamakivaky an'i [[Isiraely|Israely]] ankehitriny, an'i [[Palestina]], an'i [[Siria]], an'i [[Libana|Libàna]], ny faritra antsimo-atsinanan'i [[Torkia]], ny faritra avaratra sy atsinanan'i [[Iràka]], ary ny sisin-taniny andrefan'i [[Iràna]]. Tamin'ny taona 1916 no nampiasan'ilay arkeologa James Henry Breasted io teny io (anglisy: ''Fertile Crescent'') satria miendrika volan-tsinanana (anglisy: ''Crescent'') ilay faritra.