Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Capricornus'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Capricorne'' io teny io. Amin'ny [[fiteny soahily|teny soahily]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Mbuzi'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Kambing Duyung'' ihany koa izy.
[[Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|vignette|135x135px|Antokon-kintan'ny Adijady]]
 
== Ny antokon-kintana Adijady sy ny zodiaka ==