Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Adizaoza''' no vintana fahatelo ao amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]. Ny [[Adaoro]] no eo alohany ary ny [[Asorotany]] no manaraka azy.
 
== Fiavian'ilay tenyanarana ==
[[Sary:Gemini2.jpg|vignette|145x145px|Sary maneho ny Adizaoza ("Kambana")]]
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io.