Torkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
INTERNAL SERVER ERROR
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Turkey (orthographic projection).svg|thumb|]]
I '''Torkia''', na '''Repoblika Torka''' (amin'ny [[fiteny tiorka]] : ''Türkiye Cumhuriyeti'') dia firenena iray eo amin'ny faritra andrefan'i [[Azia Andrefana]] ary amin'ny farany atsinanan'i [[Eoropa]]. Izy io dia mizara sisin-tay amin'i [[Grisy]], [[Biolgaria]], [[Jeorjia|Jeôrjia]], [[Armenia]], [[Azerbaijana]], [[Iran]], [[Irak]] ary [[Siria]]. Ny [[fiteny tiorka]] no teny ofisialin'i Torkia. Ny anaran'ny [[ranomasina]] manodidina azy dia ny [[ranomasina Mainty]], [[ranomasin'i Marmara]], ny [[ranomasin'iranomasina Egea]] ary ny [[ranomasina Mediteranea]].
 
{{vangovango}}