Kirôsy Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanitatra |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''
Isan'ny fianakavia-manjakan'ny [[Akemenida]] (na Asemenida) izy. Fanafihana sy famaboan-tany etsy sy eroa tsy nisy toa azy no nanamarika ny fotoana nanjakany: rehefa avy nampanaiky ny fanapahany ny Mediana (na Meda) izy dia nanjaka koa tamin'ny Fanjakan'ny Lidia sy ny tanàn-dehibe grika tao Ionia, avy eo tamin'ny Empira babiloniana vaovao (isan'izany i [[Mesopotamia]], i Siria, ireo tanan-dehibe foinikiana ary i [[Jodea]]). Maty nandritra ny ady nifanaovany tamin'ireo Masageta (grika: Μασσαγέται / ''Massagetai'') i Kirosy Lehibe. Ny fanjakàny dia nanova ny tantaran'izao tontolo izao tamin'ny [[Andro Taloha]].
== Jereo koa ==
|