Talmodan' i Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Literatioran'ny jodaisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Talmud set.JPG|vignette|330x330px|Talmodan'i Babilona]]
Ny '''Talmodan'i Babilona''' dia asasorara misy ny fivoasana ny [[Soratra Masina|Soratra Masin]]'ny [[jodaisma]] izay nangonina tamin'ny taonjato faha-6 tao amin'ny diaspora jiosy tany Babilonia. Iray amin'ny [[Talmoda]] roa izy ka ny faharoa dia ny [[Talmodan'i Jerosalema]]. Ny famelabelarana ao amin'ny Talmodan'i Babilona dia nalamina ho vondron-kevitra enina, sahala amin'ny Misnà, atao hoe amin'ny teny hebreo hoe ''sedarim''. Ny vondron-kevitra tsirairay dia mamahavaha lohahevitra foibe miaraka amin'ny lohahevitra maro hafa koa.