Talmoda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Talmoda''' dia fanangonan-dalàna izay ahitana ny fivoasana ny [[Torah]]. Ny Talmoda dia fitambaran'ny fehezan-dalàna atao ho [[Misnà]] (henreohebreo: מִשְׁנָה / ''Mishnah'') sy ny fivoasana ny Misnà atao hoe [[Gemarà]] (hebreo: גמרא / ''Gemarah''). Ny zavatra ao amin'ny Talmoda izay mikasika ny fanapahan-kevitry ny raby momba ireo zavatra mahakasika ny lalàna nefa misy tsy itovizan-kevitra no mamorona ny atao hoe [[Halakà]] (hebreo: הֲלָכָה / ''Halakha''), ary ny angano sy fitantarana madinika ampiasaina ho enti-manome ohatra momba ny lalàna dia atao hoe [[Agadà]] (hebreo: אגדה / ''Agadah'').
 
Amin'ny teny hebreo dia atao hoe תַּלְמוּד / ''Talmud'', izay moidika hoe "fandalinana" ny Talmoda.