Davida (mpanjaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-22:
 
=== Ny fahazazany sy ny fahatanorany ===
Teraka tao [[Betlehema]] i Davida. Izy no faralahin'i [[Jese (rain'i Davida)|Jese]] mpiompy ondry tao amin'ny [[fokon'i Jodà]]. Niandry ny andian'ondrin-drainy i Davida nandritra ny fahatanorany. Nibaiko ny mpaminany [[Samoela]] Andriamanitra mba handeha mangingina any amin'i Jese hisafidy izay handimby an'i [[Saoly]] mpanjakan'i Israely amin'ireo zanany sivy lahy. I Davida faralahy no nosafidin'i Samoela ka nohosorany menaka, araka ny [[Boky voalohan'i Samoela]] (1Sam. 16.1-13). Mpitendry zavamaneno mahay i Davida ka noraisin'i Saoly tao an-dapany mba hankafizany ny fanenenon'ny valihany.
[[Sary:Sweet stories of God; in the language of childhood and the beautiful delineations of sacred art (1899) (14751566596).jpg|vignette|258x258px|''Nobatain'i Davida ny lohan'i Goliata'', sary nataon'i Josephine Pollard, taona 1899.]]