Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Jotama''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak'i [[Ozia]] (na Oziasa) tamin'i Jerosa zanakavavin'i Zadoka (na Sadôka) sady rain'i [[Ahaza]] (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin'ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan'ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nahavoan'ny habokana an-drainy dia nanapaka an'i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan'ny mpanohana ny Asiriana azy ka nanangana an'i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. maty tokony tamin'ny taona 731 tal. J.K. izy.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin'ny fiteny hebreo fa ''Ιωαθαμ'' / ''Ioatham'' amin'ny fiteny grika ary ''Joatham'' amin'ny fiteny latina.
 
Ligne 6 ⟶ 7 :
 
* [[Mpanjakan'i Jodà]]
 
=== Mpanjakan'i Jodà ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).