Hôsea (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
== Ny tantarany ==
 
Tamin'ny taona 732 tal. J.K. dia nanao tetika hanesorana ilay mpaka fitondrana ankeriny atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) i Hosea ka namono azy sady niakatra teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely hisolo azy. Rehefa maty i Teglata-Falasara III tamin'ny taona 727 tal. J.K. dia niezaka nampitohy ny fifandraisany tamin'i Egipta mba hanafaka ny fireneny sy hisakana ny fandoavan-ketra tamin'ny Asiriana. Nampitandrina an'i Hosea ny mpanjakan'i Asiria vaovao, dia i Salmanazara V (na Salmanesera) izay nanao fahirano an'i Samaria taty aoriana tamin'ny taona 724 tal J.K. nandritra ny telo taona<ref name=":0"><small>Françoise Briquel-Chatonnet, ''[https://books.google.com/books?id=4g9apDxKCXQC&pg=PA170 Les relations entre les cités de la côte phénicienne et les Royaumes d’Israël et de Juda]'', Peeters Publishers, 1992 (<nowiki>ISBN 9789068313796</nowiki>, [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D4g9apDxKCXQC%26pg%3DPA170 tahiry]])</small></ref>. Nesorin'i Salmanazara tamin'ny fmaha mpanjaka azy izy tamin'ny taona 722 tal J.K. ka nogadrany mandra-pahafatiny. Tsy nanana mpitondra ny vahoakan'i Israely ka lasa andevo sy natao sesitany tany Ninive. Olona miisa 27.290 no lazaina fa natao sesitany, araka ny voasoratra ao amin'ny [[Baiboly]], ka nosoloana mpijirika babiloniana sy arameana<ref name=":0" />. Izany fotoana izany no namarana ny fisian'ny Fanjakan'i Israely sy ny foko folon'i Israely tao avaratra izay atao hoe foko verin'i Israely<ref><small>''[[:fr:Encyclopédie_Larousse|Encyclopédie Larousse du XX<abbr>e</abbr> siècle]]'', Paris, 1932</small></ref>.
==== Fakana fitondrana ====
Tamin'ny taona 732 tal. J.K. dia nanao tetika hanesorana ilay mpaka fitondrana ankeriny atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) i Hosea ka namono azy sady niakatra teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely hisolo azy.
 
==== Fiarahana tamin'i Egipta ====
Tamin'ny taona 732 tal. J.K. dia nanao tetika hanesorana ilay mpaka fitondrana ankeriny atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) i Hosea ka namono azy sady niakatra teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely hisolo azy. Rehefa maty i Teglata-Falasara III tamin'ny taona 727 tal. J.K. dia niezaka nampitohy ny fifandraisany tamin'i Egipta mba hanafaka ny fireneny sy hisakana ny fandoavan-ketra tamin'ny Asiriana. Nampitandrina an'i Hosea ny mpanjakan'i [[Asiria]] vaovao, dia i Salmanazara V (na Salmanesera) izay nanao fahirano an'i Samaria taty aoriana tamin'ny taona 724 tal J.K. nandritra ny telo taona<ref name=":0"><small>Françoise Briquel-Chatonnet, ''[https://books.google.com/books?id=4g9apDxKCXQC&pg=PA170 Les relations entre les cités de la côte phénicienne et les Royaumes d’Israël et de Juda]'', Peeters Publishers, 1992 (<nowiki>ISBN 9789068313796</nowiki>, [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D4g9apDxKCXQC%26pg%3DPA170 tahiry]])</small></ref>. Nesorin'i Salmanazara tamin'ny fmaha mpanjaka azy izy tamin'ny taona 722 tal J.K. ka nogadrany mandra-pahafatiny. Tsy nanana mpitondra ny vahoakan'i Israely ka lasa andevo sy natao sesitany tany Ninive. Olona miisa 27.290 no lazaina fa natao sesitany, araka ny voasoratra ao amin'ny [[Baiboly]], ka nosoloana mpijirika babiloniana sy arameana<ref name=":0" />. Izany fotoana izany no namarana ny fisian'ny Fanjakan'i Israely sy ny foko folon'i Israely tao avaratra izay atao hoe foko verin'i Israely<ref><small>''[[:fr:Encyclopédie_Larousse|Encyclopédie Larousse du XX<abbr>e</abbr> siècle]]'', Paris, 1932</small></ref>.
 
==== Faharavan'ny fanjakan'i Israely ====
Nesorin'i Salmanazara tamin'ny maha mpanjaka azy izy tamin'ny taona 722 tal J.K. ka nogadrany mandra-pahafatiny. Tsy nanana mpitondra ny vahoakan'i Israely ka lasa andevo sy natao sesitany tany Ninive. Olona miisa 27.290 no lazaina fa natao [[Fahababoana tany Asiria|sesitany]], araka ny voasoratra ao amin'ny [[Baiboly]], ka nosoloana mpijirika babiloniana sy arameana<ref name=":0" />. Izany fotoana izany no namarana ny fisian'ny Fanjakan'i Israely sy ny foko folon'i Israely tao avaratra izay atao hoe [[Foko folo very|foko folo verin'i Israely]]<ref><small>''[[:fr:Encyclopédie_Larousse|Encyclopédie Larousse du XX<abbr>e</abbr> siècle]]'', Paris, 1932</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==