Pekahia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Pekahia''' na '''Faseia''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny roa taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. - zanaka nandimby ny mpanjaka [[Menahema]]. Nandimby an-drainy tao Samaria i Pekahia. Nandova hatrany ny fivavahan'i [[Jeroboama I]] izy tamin'ny fanompoan-tsampy. Nanjaka tamin'ny taona 738 hatramin'ny 737 i Pekahia araka an'i William F. Albright fa tamin'ny taona 742 hatramin'ny 740 kosa araka an'i Edwin R. Thiele.
 
Novonoin'ny iray amin'ireo mpitari-tafiny, dia i [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] zanak'i Remalia, tao an-dapany izy, niaraka tamin'ny lehilahy miisa 50 avy any Gileada (na Galaada). Nisolo azy taorian'izany famonoana izany i Peka (na Fasea).
 
== Ny anarany ==
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe פקחיה‎ / ''Pəqaḥyāh'' izy fa amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] kosa dia ''Phaceia''.