Jerôbôama II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Jeroboama II''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] tamin'ny taona 782 hatramin'ny 753 tal . J.K. Nandimby an-drainy Joasy (na Joasa) izy ka nanjaka nandritra ny 40 taona tao Israely. Nandimby azy i [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] zanany. Na dia nanoro hevitra azy aza ny mpaminany [[Hosea (mpaminany)|Hosea]] (na Osea) sy [[Amosa]] (na Amosy) dia nanohy ny fitondran-tenany ratsin'ireo mpanjaka nodimbiasiny izy.
 
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia יָרָבְעָם‎ / ''Yarob‘am'' no anarany fa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] kosa dia ''Ἱεροβοάμ'' / ''Hieroboam'' ary amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ''Hieroboam''. Tantaraina ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] ny fanjakany.
 
Nalain'i Jeroboama II tamin'i Arama ireo faritanin'i [[Amona (fanjakana)|Amona]] sy [[Moaba (fanjakana)|Moaba]] ao atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] izay nalain'i Hazaela mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama-Damaskosy) tany aloha tamin'ny andron'ny mpanjaka [[Jeho]]. Tanteraka noho izany ny faminanian'i [[Bokin'i Jona|Jona]] (na Jonasa).
 
== Ny anarany ==
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia יָרָבְעָם‎ / ''Yarob‘am'' no anarany fa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] kosa dia ''Ἱεροβοάμ'' / ''Hieroboam'' ary amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ''Hieroboam''. Tantaraina ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] ny fanjakany.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 10 ⟶ 11 :
 
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).