Ômry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Omry''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] (885-874 tal. J.K.) nandimby an'i [[Zimry]] sady rain'i mpanjaka [[Ahaba]] (na Akaba). Araka ny [[Baiboly]] dia mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] i Omry nefa nitarika ny fikomiam-bahoaka sy nandray ny fitondrana izy taorian'ny famonoan-tenan'i Zimry izay avy namono an'i Ela sady nanao ny tenany ho mpanjaka. Tsy i Omry irery anefa no te ho mpanjaka fa tao koa i Tibny izay niady izany taminy nandritra ny efa-taona. Nanjaka nandritra ny 12 taona i Omry. Nonina tao Tirza (na Tirtsa) nandritra ny 6 taona izy avy eo nanorina an'i Samaria ka nanao azy no renivohitry ny fanjakany.

== Ny anarany ==
Atao hoe עמרי‬ / ''‘Omri'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
== Jereo koa: ==
Ligne 6 ⟶ 9 :
 
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).