Zimry: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
I '''Zimry''' dia iray amin'ireo mpitari-tafiky ny mpanjaka israelita atao hoe [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] izay zanaky ny mpanjaka [[Baasa]]. Nanararaotra ny hamamoan'i Ela izy ka namono azy tao Tirza (na Tirtsa) izay nonenan'ny mpanjaka Ela.
Tsy nanan-janaka handova azy eo amin'ny fanjakana izy ka i [[Omry]] mpitari-tafiny no nandimby azy rehefa avy nampamono an'i Tibny zanak'i Ginata izay niady ny seza fiandriana taminy. Atao hoe זִמְרִי / ''Zimrī'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ''Zambri'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]].
Andalana faha-6:
* [[Mpanjakan'i Israely]]
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) -[[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]](na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]](na Osea).
|