Ôtniela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Othoniel Ben Kenaz.jpg|vignette|''I Otniela ben Kenaza,'' nalaina tamin'ny "Promptuarii Iconum Insigniorum"'','' taona (1518?-1589).]]
I [[Otniela]] na [[Otniela|Hôtniela]] dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] israelita. Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. ''Otniel Ben Knaz'' (עתניאל בן קנז) no anarany feno amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], izay azo gasina hoe ''Otniela zanak'i Kenaza,'' araka ny [[Bokin'ny Mpitsara]] (Mpit. 3.8-11). Mety hidika hoe "Heriko Andriamanitra" na "Namonjy ahy Andriamanitra" io anarana io<ref><small>Jack M. Sasson (20 May 2014). [https://books.google.com/books?id=25ezAwAAQBAJ&pg=PA146 ''Judges 1-12: A New Translation with Introduction and Commentary'']. Yale University Press. p. 146. <nowiki>ISBN 978-0-300-19033-5</nowiki>.</small></ref>. I Kosama-Riseataima, mpanjakan'i Arama no nifanandrina taminy. Tamin'ny androny dia nandry fehizay tanatin'ny 40 taona i Israely. I [[Ehoda]] no nandimby azy.
 
Isan'ny [[Fokon'i Jodà|fokon'i Joda]] izy ary i Kenaza izay zandrin'i Kaleba no rainy. Izy no mpitsara voalohany nandimby an'i [[Josoa]] (na Josoe) ary i [[Ehoda]] no nandimby azy. Ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] sy ny [[Bokin'ny Mpitsara]] (Mpits. 1 sy 3) no ahitana ny tantarany.