Ôtniela: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Othoniel Ben Kenaz.jpg|vignette|''I Otniela ben Kenaza,'' nalaina tamin'ny "Promptuarii Iconum Insigniorum"'','' taona (1518?-1589).]]
I [[Otniela]] na [[Otniela|Hôtniela]] dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] israelita. Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. ''Otniel Ben Knaz'' (עתניאל בן קנז) no anarany feno amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], izay azo gasina hoe ''Otniela zanak'i Kenaza,''
Isan'ny [[Fokon'i Jodà|fokon'i Joda]] izy ary i Kenaza izay zandrin'i Kaleba no rainy. Izy no mpitsara voalohany nandimby an'i [[Josoa]] (na Josoe) ary i [[Ehoda]] no nandimby azy. Ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] sy ny [[Bokin'ny Mpitsara]] (Mpits. 1 sy 3) no ahitana ny tantarany.
|