Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jan-victors-samuel-annointing-david.jpg|vignette|''Manosotra an'i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] ho mpanjaka i Samoela'', sary nataon'i Jan Victors.]]
I '''Samoela''' dia sady mpaminany no [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]]. Izy no farany amin'ireo mpitsara tao Israely nandimby an'i [[Ely (mpitsara)|Ely]]. Ny lovantsofina dia milaza fa izy no nanoratra ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'i Samoela|faharoan'i Samoela]] niaraka amin'i Gada sy i Natana. Niala amin'ny maha mpitsara azy izy tamin'ny nanosorany an'i [[Saoly]] ho mpanjaka (1Sam. 8-15) ary tapitra teo ny andron'ny mpitsara. Izy koa no nanosotra an'i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ho mpanjaka (1Sam. 16-31).
 
== Jereo koa: ==
* [[Bokin'i Samoela]]
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly]]
 
==== Mpitsara lehibe ====
 
* [[Otniela]] - [[Ehoda]] - [[Debora]] - [[Gideona]] - [[Jefta]] - [[Samsona]]
 
==== Mpitsara madinika ====
 
* [[Samgara]] - [[Tola]] - [[Jaira]] - [[Ibzana]] - [[Elona]] - [[Abdona]]
 
==== Mpitsara hafa ====
 
* [[Abimeleka]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]]