Abdôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Abdona''' na '''Habdôna''' dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] teo amin'i Israely. ''Aḇdōn'' no fanononana io anarana io amin'ny teny hebreo. Nitondra ny [[Zanak'i Israely]] tanatin'ny valo taona izy aralka ny [[Bokin'ny Mpitsara]] (Mpits. 12.13-15). Izy no nandimby an'i [[Elona|Elôna]] sy nodimbasan'i [[Samsona]].
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-5:
 
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly]]
 
==== Mpitsara lehibe ====
 
* [[Otniela]] - [[Ehoda]] - [[Debora]] - [[Gideona]] - [[Jefta]] - [[Samsona]]
 
==== Mpitsara madinika ====
 
* [[Samgara]] - [[Tola]] - [[Jaira]] - [[Ibzana]] - [[Elona]] - [[Abdona]]
 
==== Mpitsara hafa ====
 
* [[Abimeleka]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]]