2 689
modifications
Aucun résumé des modifications |
k (Rohy) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
[[Sary:Salome Alexandra.jpg|vignette|264x264px]]
I '''Salome Aleksandra''' dia mpajakavavin'i [[Jodea]] (na Jodia) teo anelanelan'ny taona 76 sy 67 tal. J.K., izay vadin'i [[Aristobolo I]] avy eo lasa vadin'i [[Aleksandro Janeo]] rehefa maty i Aristobolo I rahalahiny. Nanohana ny [[Fariseo]] (na Farizianina) i Salome ary ireo lohan'ny Fariseo no nataony mpanolotsainy tamin'ny politika anatiny. Maty i Salome taloha kelin'ny hipoahan'ny ady nifanaovan'ireo zanak'i [[Hirkano II]] sy i [[Aristobolo II]].
== Jereo koa ==
|
modifications