Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy fhezanteny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Amos-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Amosa,'' sary rosiana tamin'ny taonjato faha-18.]]
I '''Amosa''' dia [[mpaminanin'i Israely]] voalaza ao amin'ny [[Baiboly|Baiboly,]] izay niasa tamin'ny andron'i Jeroboama II mpanjakan'i Israely sy tamin'iny andron'i Ozia mpanjakan'i Joda, izany hoe tamin'ny taona 750 tal. J.K. Talohan'ny naha mpaminany azy dia mpiandry ondry tao amin'ny tanàna kely atao hoe Tekoa, akaikin'i Jerosalema, ao amin'ny [[Fanjakan'i Joda]] tany atsimo izy, nefa naminany tany amin'ny [[Fanjakan'nii Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] tany avaratra. Nitsikera ny zavatra nataon'ireo mpanan-karena sy ireo mpihatsaravelatsihy ary ireo mpanompo sampy izy tamin'ny asa faminaniana nataony. Izy no ataon'ny lovantsofina jiosy ho nanoratra ny [[Bokin'i Amosa]].