Fiteny ordò: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
Akaiky be amin'ny [[fiteny hindi]] ny fiteny Urdu (hindūstāni ny anarany taloha ny [[1947]] ; hita otra ny fiteny iray ny fiteny hindi sy ny fiteny urdu). Betsaka ny teny indramin'ny fiteny urdu any amin'ny fiteny persana sy fiteny arabo, ary nanampy feo vaovao ireo fiteny ireo tao anatin'ny sistema fônôlôjikany. Nanalavitra ny hindi ny urdu tamin'ny fisaràn'i India sy ny Pakistana tamin'ny [[1947]].
 
Betsaka ny fiteny amin'ny fiteny Urdu, toy ny [[Fiteny hindi]], fitenenana KhadiKhariboli, RiktaRekhta, DikhniDakhini, Fiji Urdu, OdhiAwadhi, Haryanvi, sns.
 
Urdu no fiteny fahatelo na iraika ambin'ny folo lehibe indrindra eto an-tany.