Safidy malalaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Lohahevitra momba ny filozofia sy ny teolojia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''safidy malalaka''' na '''sitrapo malalaka''' dia fahafahan'ny sain'ny olombelona hanao asa na tsy hana nefa tsy teren'ny anton-javatra ivelany, toy ny zavatra tsy maintsy manery na ny fifaritan'ny zavatra hiseho mialoha. Ny hoe safidy malalaka dia midika fahalalahan'ny zavatra atao izay raisina amin'ny fifandraisan'ny amin'ny anton-javatra sy ny voka-javatra, indrindra ao amin'ny taranja [[filozofia]], toy ny [[metafizika]] sy ny etika ary ny [[teolojia]]. Ny lohahevitra ivon'ny ady hevitra momba ny safidy malalaka dia ny fahafantarana raha manatanteraka fihetsika na asa na fanapahan-kevitra amin-kalalahana ny olombelona na raha faritan'ny zavatra ivelan'ny sitrapony, toy ny fiarahamonina sy ny fahafahana ara-batana, na singa ara-tsaina toy ny fitiavana sy ny faniriana, ny asa sy fihetsiky ary fanapahan-kevitry ny olona izany.