Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
Raha tiana ho azo ny fanandroana malagasy dia tokony havahana ny hoe [[antokon-kintana]] sy ny hoe vintana ary ny hoe [[tetiandro]]. Mifandray tanteraka amin'ny tetiandro ny vintana. Ny fifandraisana misy eo amin'ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]] sy ny vintana dia efa tsy hentintra intsony noho ny fanandroana sy ny tetiandro malagasy manara-bolana fa tsy manara-kintana na manara-masoandro.
 
Tsy ny volana sy ny andro ihany no manan-danja eo amin'ny fanandroana malagasy fa ny fizarazaran'ny andro koa, toy ny maraina sy ny tolakandro, ny andro sy ny alina, ny miposaka madoandromasoandro sy ny mitatao vovonana sy ny milentika masoandro sns.
 
== Ny andro ao amin'ny herinandro ==