Saikanosy Iberika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Tanjona Iberika ho Saikanosy Iberika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''tanjonaSaikanosy Iberika''' na [['''Iberia]]''', dia tanjonasaikanosy any atsimo andrefan'i [[Eoropa]]. Ny firenena sy zanatany ao amin'ny tanjonasaikanosy Iberika dia i [[Portogaly]], i [[Espaina]], i [[Andora]], i [[GibraltarGibraltara]] ary [[faritany]] kely varavetinan'i [[Frantsa]] Atsimo. Anisan'ny tanjonasaikanosy telon'i [[Eoropa Atsimo]] ny tanjonaSaikanosy Iberika ary izy no any andrefana indrindra amin'ireo. Ny tanjonaSaikanosy Iberika dia voafaritry ny [[Pirenea]] any Avaratra, ny ''DetroitAndilan-dranomasina de Gibraltar''Gibraltara any atsimo, ny [[ranomasimbe Atlantika]] any andrefana ary ny [[Ranomasina Mediteranea]] any atsinanana. Manakaiky ny kontinenta [[afrika]]nina ny tanjonaSaikanosy Iberika any atsimo ary ny DetroitAndilan-dranomasina deGibraltara Gibraltar fotsininyfotsiny no manasaraka azy. Ny tanjonaSaikanosy Iberika dia manana velarantany 582 860 {{km2}}, ary izy no [[tanjona]]Saikanosy faharoa any Eoropa.
 
== Anarana ==
 
=== Anarana Grika ===
Ny anarana malagasin'hoe ''Iberia'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] taloha hoe ''Ἱβηρία'' (/ ''Ibēría)'' araka ny jeografy grika tamin'ny andron'ny Empira Romana mba hanono ny tanjonaSaikanosy Iberika fantatsika ankehitriny. Io anarana io dia tsy nampiasaina mba hanonohandroana firenena ara-politika na foko mitenymanana fiteny iray. NyI Iberia arakaraka an'i Strabos dia voafaritra aminvoafaritr'nyi Keltikē amin'nyi Pirenea. Ary ny bolongantany any atsimony ny Iberika.
 
=== Anarana Romanaromana ===
 
Tamin'ny fihoananfihaanan'ny Romana tamin'ny jeografy grika, nampiasainy ny teny «hoe ''Iberia »'' rehefa miresaka momban'momba ny tanjon'Saikanosy Iberia sy ny mponiny lazaina hoe ''Ibera'' (na ''Iberiana''). Tamin'ny -taona 200 tal. J.K. ny soratra voalohany hita miresaka mombanmomba an'nyi Iberia, nosoratan'ny mpanoratra tononkalo latina Kointo Enio (latina: Quintus Ennius). Efa mahafantatra tsara nyan'i Iberia ny Romana tamin'ny ady lavalava tamin'nyi CarthageKartago. Ny Jeografyjeografy romana sy ny mpanoratra prôzy tamin'ny fotoanan'ny Repoblika Romana dia nanononanao an'ilay tanjonaSaikanosy hoe ''Hispania''.
 
Tamin'ny romanaRomana nanomboka nahita tombotsoatombontsoa tamin'ny fananan'i CarthageKartago taloha, Nanombokananomboka nampiasain'ny romanaRomana ny teny «hoe ''Hispania AkaikyCiterior'' »("Hispania Akaiky") sy «''Hispania Ulterior'' ("Hispania Lavitra »") fa tamin'izany fotoana izany, ny lazaina hoe ''Hispania lavitraUlterior'' dia [[faritany]] misy an'ny [[Portogaly]], ny [[Celtiberia]], ny [[Betìka]] (Betica), ny [[Kantabria]] (Cantabria), ary ny [[Vaskona]] (Baska) ankehitriny. Hoy i Strabona, miara-mampiasa ny teny hoe ''Iberia'' sy ''Hispania'' ny Romana, samy akaiky sady samy lavitra ny halavitrelanelan'izy ireo. I Strabona dia niaina tamin'i Iberia voazara [[faritany]] Romana, misy [[faritany]] an'ny SenatLoholona romana ary ny [[faritany]] hafa "an'ny «emperora Imperatora (empereur) Romana »romana". Ny faritan'i Baetia ihany no « "an'ny vahoaka »". Mihamanan-danja ny [[fiteny latina]] any amin'ny faritan'ny tanjonSaikoanosin'i Iberia , afatsy ny [[fiteny baska]], voaaron'ny Pirenea.
 
== Jeografia ==
 
[[Sary:Iberian Peninsula antique map.jpg|ankavanana|300px|thumb|Saritanim-pirenenaSarinntany maneho ny sisintany sy ny antsipirihanyantsipiriany topografikan'ny TanjonaSaikanosy Iberika. Tao amin'ny ''Robert Wilkinson's General Atlas,'' tamin'ny 1794 tany ho any]]
 
Ny sisin'ny tanjona Iberika dia, any atsimo, ny tanjona Tarifa ({{coord|36|00|15|N|5|36|37|W|display=inline}}), ary any avaratra ny Estaca de Bares ({{coord|43|47|38|N|7|41|17|W|display=inline}}). Ny halavitry ny refi-paribolana roa ireo dia misy 865 km. Ny tanjona any andrefana indrindra dia any [[Cap de Creus]] any [[Portogaly]] any atsinanana ({{coord|42|19|09|N|3|19|19|E|display=inline}}), ary {{coord|38|46|51|N|9|29|54|W|display=inline}} any andrefana. Ny halavitr'ireo tanjona roa ireo dia misy 1155 km.
 
=== AmorontsirakaMorontsiraka ===
 
Ny halavan'ny amorontsirakymorontsiraky ny TanjonaSaikanosy Iberika dia 3 313 kilometatrakm, :ka 1660 km amin'ny amorontsirakamorontsiraka mediteraneanina ary 1653 kilometatrakm amin'ny amorontsirakamorontsiraka atlantika.
 
=== Tendrombohitra ===
 
Ny tendrombohitra ao amin'ny tanjonaSaikanosy Iberika dia somary mifanitsy. Manao atsinanana-andrefana ny akabeazan'ny tendrombohitra avo any amin'ny tanjonaSaikanosy iberikaIberika. Ny mampisy io zavatra io dia ny tantara ara-jeôlôjikan' ilay tanjonasaikanosy. Ny tendrombohitra dia :i ny PyrénéesPireneo, mihampitamiampita ny ismanandilan-tannin'nyilay tanjonasaikanosy, tsy mandraramisakana ny fandehanana any amin'ny tanjona raha tsy avy amin'ny amorontsirakamorontsiraka, ny tendrombohitra kantabrika, any amin'ny [[faritra]] avaratry ny tanjonaSaikanosy iberikaIberika, nyi Sierra sdede Guadarrama, nyi Sierra de Gredos, nyi Sierra de Gata ary nyi Serra da Estrella ; any atsimo indray misy nyan'i Sierra Morena sy nyi Sierra Nevada.
 
=== Renirano ===
{{lahatsoratra antsipirihany|Renirano any amin'ny tanjonaSaikanosy Iberika}}
 
== Tanana lehibe ==
Ny tanàna ngeza indrindra any amin'ny tanjonaSaikanosy Iberika dia : Madrid, i Barcelone, i Lisbonne, i Valencia, i Porto, i Seville, i Bilbao, i Zaragoza, i Braga, i Coimbra, i Malaga, i Vigo ary i Valladolid.
 
Misy tanàna hafa kelyvitsy isam-poninamponina fa manan-danja ara-kolontsaina eoao amin'ny tanjonasaikanosy.
 
== Ekolojia ==
Andalana faha-43:
{{...}}
 
Efa nisy 1 tapitrisa taona tsy latsaka izay ny olona no nanomboka nipetraka teo amin'ny tanjonaSaikanosy Iberika , araka ny sisan-taolam-paty hita teo Atapuerca.
 
== Jereo koa ==