Masorah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
Avy amin'ny teny hebreo hoe מסורה / masorah, izay midika hoe "lovantsofina" ny teny hoe ''masora'' na ''masorah''.
 
Izany asan'ny Masoreta izany dia fanampiana mari-tsoratra (fa tsy zana-tsoratra,) atao hoe ''nikkud'') enti-maneho ny [[zanapeo]], satria manko tsy misy zanatsoratra ny [[abidy hebreo]] sady tsy misy [[mari-piatoana]] (faingo, teboka, sns) hahafantarana ny tena fanononana sy ny lantompeon'ny vakiteny tokony ho izy. Misy koa ny fanamarihana sy ny fanazavana momba ny lahatsoratra izay atovan'ireo Masoreta ny lahatsoratry ny Baiboly eny antsisin'ny takila, toraka izany koa ny fanoloana soratra hahatsara kokoa ny feo ary ny fanazavana tsotsotra ny lahatsoratra. Ny fanamarihana madinidinika dia nosoratana amin'ny [[teny hebreo]] na tamin'ny [[teny arameana]]. Atao hoe "masora kely" ireo fanamarihana antsisi-takila fa "masora lehibe" kosa ireo fanamarihana eny ambony takila na eny ambaniny.