Masorah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''masorah''' na '''masora''' dia ny [[lovantsofina]] hebreo momba ny endrika sy ny fanononana marina ny lahatsoratry ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]) sy ireo fanamarihana maro samy hafa antsisi-takila samihafa. Izany asa izany dia niandraiketan'ireo manampahaizana jiosy atao hoe [[Masoreta]] izay heverin'ny mpikaroka fa nanao izayizany asa izany teo anelanelan'ny taonjato faha-2 sy faha-8 taor. J.K. ka ny farany indrindra dia natao tamin'ny taona 1425.
 
Avy amin'ny teny hebreo hoe מסורה / masorah, izay midika hoe "lovantsofina" ny teny hoe ''masora'' na ''masorah''.